Filtrer les éléments par date : dimanche, 05 mars 2017
dimanche, 05 mars 2017 13:42

Colonisé dans l’âme !

On se demande où sont passés les « sages » de cette nation. Sont-ils devenus muets….sourds et aveugles ? A l’exception de quelques-uns, la pensée patriotique voire nationaliste semble ne plus faire recette.

Qu’est-ce qui explique cette léthargie touchant la majeure partie de la population …tananarivienne ? Insécurité, inflation, vols des richesses minières, anarchie dans tous les secteurs de la vie socio-économique, rien ne semble ébranler cette prostration qui trahit un état de marasme global et permanent. Quand on demande à nos concitoyens le pourquoi et le comment, la réponse qui revient le plus souvent est : « personne nous guide (tsy misy mpitarika !), on nous a toujours berné ».

Mais les Malagasy ont-ils toujours su choisir leur leader ? C’est près d’un siècle qu’on attend notre hypothétique …messie ou Moïse (Mosesy) qui nous sortira de la vallée de la mort ! Depuis le « Ramorabe » [ Beaucoup sauront de qui on parle, on ne s’attaque pas directement à une icône] (mister cool) de 1946-1948, le Dadabe de 1958-72, le Deba de 1975-1991, Ra-prof de 1993-95, Ramose/Dada 2002-2009,….Tous ont fini en queue de poisson.

Publié dans Editorial

Tany amin' ny fokontany Marosakoa, distrika Marovoay no nahitana azy, ka miaramila manao fisafoana no nahatsikaritra olona nitondra ireto rongony ireto, izay nilefa tany anaty ala avy hatrany rehefa raikitra ny fifanenjehana.

35,5 kilao ireto rongony ireto ary raha ny fantatra dia avy any Antsohihy no tena mpamokatra azy ity.

 

Publié dans Tselatra

Nanatanteraka fanomezan-drà faobe tao amin’ny Hopitaly HJRA ny sabotsy 04 martsa 2017 ny Fikambanan’ny Vadin’ny Zandary FIVAZA eto Anatananarivo, notarihin’ny vadin’ny Jeneraly, Sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny fiarovam-pirenena miadidy ny Zandarimaria sy ny vadin’ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena.

Hetsika natao indrindra ho fankalazana ny andron’ny vehivavy.

Manodidina ny 200 eo ho eo no namaly ny antso ka 50 isa teo no fitahirizan-drà voafenonin’izy ireo ary nahafeno fepetra tamin’izany.

 

Publié dans Vaovao

Na teo aza ny savorovoro madinidinika teo ampiandohan’ny fifanankalozan-kevitra momba ny fandrafetana ny tetiandron’ny taom-pihotazana lavanila dia tontosa soa aman-tsara ihany izany.

Faritra DIANA sy Sofia Ankaramibe (Zone littorale) :15 mey
Faritra Atsimo Atsinanana : 07 jona
Faritra Atsinanana : Amin’ny tapany faharoan’ny volana jona
Faritra SAVA (Zone littorale) sy Analanjirofo (Fenoarivo Atsinanana sy Vavatenina) : 20 Jona
Faritra Analanjirofo (Maroantsetra, Mananara) : 07 jolay

Publié dans Economie

Ireo mpanjono ao amin’ny fari-dranomasin’i Libanona sy Ehoala ireto nitokona ireto ny zoma 03 marsa .

Raha ny voalazan’izy ireo dia fito taona niandrasana ny fampanantenan’ny orinasa RIO Tinto/QMM sy ny mpiara-miombona antokoa teknika hanome azy ireo lakana misy motera miisa sivy, hitsonjovana ny hoavin’ireto mpanjono ireto ho sandan’ny fialan’izy ireo amin’io fari-dranomasina io fa manelingelina ny fivezivezen’ny sambo.

Nisy hatrany ny fampahatsiahivana tao anatin’izay fito taona izay, hoy hatrany ireo mpanjono, saingy tsy hita ireo lakana misy motera nampanantenaina ; dia izao nanao fitokonana teo Libanona izao izy ireo.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2