Filtrer les éléments par date : vendredi, 03 mars 2017

D’après un circulaire sorti ce vendredi 3 mars, la participation des femmes employées du ministère de la Justice à la célébration de la Journée Internationale de la Femme ce 8 mars est obligatoire, avec tenue cadrée obligatoire..

 

Publié dans Fil info

L’Inspection générale de la police nationale (IGPN) ouvre une enquête.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 03 mars 2017 22:39

Sambava : Atrikasa momba ny lavanila

Tontosaina mangingina androany 03 martsa eto Sambava ny fikaonan-doha arahina fifanakalozan-kevitra momba ny daty hanokafana ny taom-piotazana lavanila 2017. Solontena vitsy avy amin’ny Faritra fito dia Atsinanana, DIANA, Vatovavy Fitovinany, Sofia, Atsimo Atsinanana, Analanjirofo ary SAVA izay anisany mamokatra lavanila no mandray anjara amin’ity fikaonandoha ity.

Minisitra telo no manotrona izany dia ny Minisitry harena ankibon’ny tany sy ny akora Zafilahy Ying Vah, ny Minisitry ny Indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina Nourdine Chabani ary ny Minisitry ny varotra sy ny fanjifana, Tazafy Armand.

Publié dans Vaovao

Mampiasa ny teknolojia vaovao sy niditra tao amin'ny fampianarana nomerika ny SEkoly MIaramilam-PIrenena tao anatin'ny taona vitsy.

Androany 03 marsa dia tonga nanolotra « tablette » ho ampiasain'ny mpianatra sy mpampianatra ny tale kabinetran'ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena.

Mitotaly 50 izany kojakoja informatika izany.

Ny hetsika dia mifanindran-dalana amin'ny fidinana ifotony izay tanterahan'ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena, Paul RABARY any Ambohimahasoa.

 

Publié dans Tselatra

Le nouveau ministre de la sécurité publique Mamy Jean-Jacques Andrianisa a accompagné le premier ministre Olivier Mahafaly à Antsirabe, assistant la cérémonie d’installation officielle du nouveau Chef de Région de Vakinankaratra Général de brigade William Rakotonarivo.

Son apparition publique, la première, intervient au lendemain de sa nomination à ce poste ministériel pour remplacer Norbert Anandra, limogé suite à l’affaire Antsakabary.

Le ministre de la communication et relation avec les institutions, Vonison Andrianjato et du Vice ministre auprès des affaires étrangères, chargé de la coopération et du développement Bary Emmanuel Rafatrolaza, étaient eux-aussi présents à cette cérémonie.

 

Publié dans Politique

Anisan’ny hanamarika ny herinandron’ny frankofonia i Henry Ratsimbazafy izay mpanakanto malagasy manana ny maha izy azy. Izy no mpanakanto nosafidian’ny Alliance Française, noho izy manana hira maro amin’ny teny frantsay, toy ny J’aime les filles, Au zoma, Prend ma main na ihany koa Lamba Blanc izay tsy afaka am-bavan’ny maro.

Raha tsiahivina kely dia i Henry Ratsimbazafy no nahazo ny loka goavana nokarakarain’ny Centre Albert Camus izay fifaninanana hira amin’ny teny frantsay tamin’ny taona 1962, efa indroa nandrombaka izany izy.

Publié dans Art et Culture
vendredi, 03 mars 2017 11:55

ANTA : Fankalazana ny 29 martsa

Anisan’ny hanamarika ity volana martsa ity ny fankalazana ny faha 70 taona ny 29 martsa 1947, izay mitondra ny lohahevitra hoe “Mba hiampita ny fanilo, ny lasa tsy fanadino”

Miezaka hatrany ny ANTA na ny Agence National d’Information TARATRA ny hampahafantatra ireo mpianatra mahakasika ny tantaran’ny tolom-panafahana teto Madagasikara. Maro tokoa ireo mpianatra no liana amin'izany, indrindra fa ireo hiatrika fanadinam-panjakana.

Publié dans Sociale

10%-n’ireo olona manao fitarainana ao amin’ny ivontoerana mandray ny tranga herisetra am-panambadiana eo Isaha no lehilahy. Ny ambiny kosa dia ny renim-pianakaviana manantona ao an-toerana noho ny fikasihan-tanana, ny herisetra ara-moraly sy ny tsy fanomezana vola ao an-tokantrano.

Manodidina izany indrindra dia tonga nizara ny boky nosoratany sy nampahafantatra izany teto Fianarantsoa ny fikambanana POT’EN CIEL Organizing. Boky mirakitra ny andinin-dalàna momba ny fiainam-pianakaviana izany. « Ny tokantrano Malagasy » no lohateniny. Natao io hetsika io mba ho filazalazana ny antsipirihany tsara ho fantatra momba ny lalàna mahasahana ny fanambadiana, ny fianahana, ny fandovàna, ny fisarahana, ny fananganan-jaza sns …

Publié dans Sociale

En 2016, 14 905 tonnes de black eyes ont été exportés dont 33% vers l’Inde, un pays qui accepte sans condition les produits « bag to bag ».

Publié dans Fil info

Ramatoa sendra nandalo no norobain’ireo jiolahy ny finday teny aminy. Nitsoaka ireo mpanendaka rehefa niantso vonjy ilay ramatoa ary niafina tsy lavitra ny toerana nanaovan’izy ireo asa ratsiny.

Nisy nahatsikaritra ny nisitrihan’izy ireo ka nampandre ny mpitandro ny filaminana. Noraisi-potsiny teo ampifohana sigara izy roalahy ary nentina teny amin’ny tobin'ny Polisy eny Mozea Akiba Mahavoky Atsimo atao fanadihadiana.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa