Filtrer les éléments par date : mercredi, 22 mars 2017
Une grande détonation a surpris la population du quartier de Tsiadana et ses alentours, dans le 2ème Arrondissement Antananarivo ce mercredi vers 15h.
 
Un missile anti-aérien de type B32 est tombé sur une maison à étage et l’a démoli. Une dame se trouvant à l’intérieur de la maison a été surprise par l'énorme détonation, elle a couru dans tous les sens, s’est heurtée sur le mur. Elle a été amenée d’urgence à l’Hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha. Mais elle est hors de danger, elle a pu rejoindre sa famille le soir même.
 
Le missile partait de la caserne du Régiment de l'Artillerie Antiaérienne (R3A) Betongolo au cours d'une préparation de manoeuvre militaire. Ledit missile inerte serait lancé involontairement. Un militaire se trouvant près de la rampe de lancement est brulé au second degré et évacué à l’hôpital militaire de Soavinandriana.
 
Des impacts du missile ont été constatés entre la Cité Joffre et la route Betongolo, avant de s’abattre sur une maison à Tsiadana. Les démineurs et les spécialistes de forces armées étaient venus inspecter le lieu et récupérer le reste du missile cet après-midi. 
 
Publié dans Fil info

Ce mercredi 22 mars vers 14 heures, heure de Londres, 17h, heure de Madagascar, un homme a attaqué par une arme blanche un des deux policiers à l'entrée principale du Parlement utilisée par la première ministre britannique, l'Old Palace Yard, mais l'autre policier a pu riposter et a abattu par balle l'assaillant.

Tous les députés sont confinés dans l'enceinte du Parlement afin de vérifier et sécuriser tout le lieu si jamais l'attaquant a eu des complices ou des explosifs.

La Première ministre Theresa May est sécurisée.

Publié dans A la Une

Si la majorité des britanniques s'est prononcée en faveur du brexit lors du référendum de juin 2016, Theresa May, première ministre britannique, avec l'approbation de la reine Elizabeth II va enclencher "la procédure de divorce" en envoyant une lettre officielle à Bruxelles ce 29 mars.

Une facture de 50 milliards de livres soit presque 60 milliards d'euros a été présentée par Bruxelles pour cette sortie de l'Union Européenne, une somme que Londres projette de limiter à 3 milliards de livres estimant le coût trop élevé.

Publié dans Internationale
mercredi, 22 mars 2017 12:17

SMM: Fanambarana

Ny Sendikan'ny Mpitsara eto Madagasikara dia manao izao fanambarana manaraka izao :

Voalohany, amin'ny fanajàna ny soatoavin'ny tany Repoblikana dia ny fitsarana irery ihany no manana fahefana hitsara sy hanameloka olona na iza izy na iza izy. Ka melohinay fatratra ny endrika famonoan'olona atao miendrika fitsarana izay mahazo vahana tanteraka eran'ny Nosy.

Faharoa, tany tan-dalàna i Madagasikara ary tsy sasatra ny Filoham-pirenena no mamerina izany ombieny ombieny, ary omban'ny Sendikan'ny Mpitsara manana izany teniny izany. Mitovy daholo ny olom-pirenena rehetra manoloana ny lalàna na mpitondra fanjakàna na olona tsotra, na mpanam-bola na tsy manana, na fotsy na mainty, na avy aiza na avy aiza.

Publié dans Sociale
mercredi, 22 mars 2017 12:14

Antsohihy : Nakaiza ny olon-tety ?

Notanterahina tamin'ny faran'ny herinandro teo ny lanonana roa sosona dia ny fametrahana tamin'ny fomba ofisialy ny Talem-paritry ny fampianarana teknika Sofia, izay natrehin'ny minisitra Raharimalala Toto Lydia sy olo-manankaja maro.

Tamin'io koa ny lanonana fiarabana noho ny taona vaovao nataon'ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Remi dit Jao Jean sy ny vahoakan'Antsohihy.

Ny zavatra tena nahagaga dia tsy nisy solombavam-bahoaka avy ato amin'ny Faritra Sofia tonga sy nanotrona ny lanonana. Fa inona ny antony, misy ady mangatsiaka ao anatiny ?

Publié dans Tselatra

Nivory ny OMC tato an-tanàna dia nanapa-kevitra fa tsy misy vary mahazo avoaka mandeha Maintirano manomboka izao.

Nisy camion 6x6 telo nefa tonga teto saika hanondrana vary satria maro ny olona nitahiry vary an-trano sy nitahiry tao amin'ny sompitry ny CECAM ka niandry ny mba ho fiakaran'ny vidiny vao hamarotra. Diso kajy daholo satria nosakanana ka tsy maintsy hamidy eto an-toerana. 450 Ar izy izao niakatra ho 500 Ar izao.

Marihina fa 600 Ar ny kapoaka any Maintirano.

Publié dans Sociale

Namaivay tato anatin'ny fiandohan'ny herinandro ny hampiakarana ireo polisy 39 avy any Toliara, hiakatra an'Antananarivo momba ny raharaha nahafaty ilay mpitsara Michel Rehavana tamin'ny 09 desambra 2011, raha naka ankeriny ireo namany tany amponja ireto polisy ireto, ka ilay mpitsara indray no nanamparan'izy ireo ny habibiana.

Maro ny zavatra tsy tomombana, toy ny fiantsoana ireo voapanga izay tara vao tonga tany Toliara, ny famotorana farany izay antony azo andravana didy, maro koa ireo mpiaro no nangataka fanemorana eny fa na ny fampanoavana ambony koa aza, koa dia nahemotra amin'ny fotoana mbola tsy voatondro aloha izany ity raharaham-pitsarana Rehavana ity.

Publié dans Tselatra
mercredi, 22 mars 2017 11:10

Port Mahajanga: Midina ny be sandry

Amin'izao maraina alarobia 22 mars izao dia miditra ao amin'ny port Mahajanga ny vaditany miaraka amin'ny mpitandro filaminana mirongo basy haka Kaontenera feno hazo palisandra.

Ireo hazo ireo dia efa nogejaina tao hatramin'ny taona 2011, ka tonga ny milaza ho tompony haka ny entany, mitonona ho olona ambony moa ity olona ity. Tsy mety andoa ny saran'ny nikirakirana sy ny nitehirizana ireto hazo sarobidy ihany koa moa izy amin'izany.

 

Publié dans Tselatra

Le cyclone ENAWO a laissé beaucoup de dommage pour les pieds de vanille, la prochaine récolte serait menacée.

En plus des vols des vanilles vertes non mûres, le prix de la vanille auprès des préparateurs collecteurs risque de s'envoler.

Pour la dernière récolte, la vanille verte se vend à 60 000 à 120 000 ariary le kilo (300 000 à 600 000 fmg), et la vanille préparée, prête à être exportée se négocie autour de 1 000 000 à 1 300 000 ariary le kilo (5 000 000 à 6 500 000 fmg).

 

Publié dans Economie
mercredi, 22 mars 2017 10:34

Hazolava : Tsy maheno i Mahazoarivo

Mitaintaina toy ny sahobakaka am-bodiriana, tsy alina tsy antoandro ireo mponina any amin’ny distrikan’Ankazoabo efa ho herinandro maromaro izao. Isan’andro dia misy koka hazolava (antso vonjy) hatrany any an-toerana ka ny asan-dahalo sy ny vaki-trano miharo vono olona no mampitaraina ny mponina isan’andro.

Ny zoma lasa teo dia tao an-tsena mihintsy no mifamira famaky ny olona ka nahitana faty olona amin’ny antoandro be nanahary izao.
Tsy any amin’ny faritra atsimo irery fa ny faritr’i Bongolava, any Tsiroanomandidy sy Belobaka ary Firavahana iny dia mampihorohoro ihany koa ny asan-dahalo. Manolona izany rehetra izany dia velon-taraina ny vahoaka tsy mandady harona ny amin’ny tena asa hataon’ny Zandary sy ny miaramila. Tena miasa hiaro ny vahoaka sy ny fananany tokoa ve sa variana miaro ny andrim-panjakana sy ny fahefana politika misy fotsiny ?

Publié dans Sociale
Page 1 sur 2