Filtrer les éléments par date : lundi, 20 mars 2017
lundi, 20 mars 2017 11:25

Sénat : Ahmad quitte son fauteuil

Ahmad devra quitter son fauteuil de Sénateur de Madagascar après son élection à la tête de la Confédération africaine de football. Lors d’un entretien, hier avec Honoré Rakotomanana, président du Sénat, le futur ex-président de la Fédération malgache de football, a déjà saisi le bureau permanent de la chambre haute.

Ahmad, de par ses fonctions de président de la Caf, devra demeurer au Caire, capitale égyptienne où siège le bureau de la Confédération africaine de football.

Publié dans Fil info
lundi, 20 mars 2017 11:11

BNGRC : Un outil de propagande ?

A cause de l’eau accrue après le passage du cyclone Enawo, des milliers de sinistrés se trouvent encore dans des situations critiques au niveau des différents Districts éloignés. Figure parmi eux celui de Manjakandriana, le District le plus touché au niveau de la région d’Analamanga avec un lourd bilan de 8 morts et des centaines de sinistrés.

Par conséquent, des voix appelant à l’aide et au secours s’élèvent ici et là. « Mais que fait le gouvernement avec le BNGRC ? Qu’est-ce qu’ils attendent pour venir en aide aux sinistrés et à ces pauvres gens ? Ou bien leurs déplacements ne servent-ils qu’à leur propagande ? » Questionne un député de Madagascar élu à Antananarivo.

Publié dans Sociale

Lamesa notarihin'ny Vicaire Général eto amin'ny Diosezin'i Fianarantsoa no nentina nanakantona ny fanamarihana ny andron'ny alahady 19 marsa 2017.

Manampahefana sy olomanakaja maro no tonga nanotrona izany ankoatran'ny Lehiben'ny fikambanana Fianakaviana Masina (Sainte Famille) eto Madagasikara.

Fantatra tao anatin'ny tantara fa ny 6 jona 1886 no tonga namaky lay ireo misionera fa ny 7 jolay 1887 kosa vao natao ny lamesa voalohany tao an-toerana.

Ankehitriny dia ny pretra diosezianina no mitantana ny Distrikan'Ambalavao na dia misehatra eny ambanivohitra aza ny mompera avy ao amin'ny Fianakaviana Masina.

Publié dans Tselatra

Triste nouvelle du côté de la région du Menabe. La semaine passée, 15 filles issues des classes de 6ème à la 4ème au sein du CEG Morondava centre ont été atteintes d’une étrange maladie dénommée ambalavelona.

Les victimes délirent avant de devenir inconscientes. Afin de limiter les dégâts, la direction de l’établissement a décidé de suspendre les cours pendant un moment indéterminé.

Publié dans Fil info

May kila tsy nisy noraisina intsony ny efitra 38 sy 39 an'ny orinasa Sicoma, izay misy ny Vao Line sy ny Produit Impec, alina tokony ho tamin'ny 8 ora. Tsy fantatra mazava ny niavian’ny afo fa na ny mpanao gazety tonga naka ny vaovao aza dia voaroaka ary tsy navela haka sary.

Niezaka ny namonjy ihany ny mpamonjiy voina saingy tsy nisy azo noraisina ireo entana tao anatiny, satria tsy naharaka ny rano nampiasaina.

Manodidina ny eo amin’ny 80 eo ho eo ny mpiasa miasa ao amin’ity orinasa ity ary vitsy amin’ireo no manana contrat.

Publié dans Tselatra
lundi, 20 mars 2017 10:02

Antsiranana : Maloto ny Tanàna

Mihandrona ny fako, mandoto tanàna eto Antsiranana.

Publié dans Tselatra

Reharehan’ny Malagasy sy ny Firenena manontolo ny nahavoafidy an’i Ahmad ho filohan’ny Kaonfederasiona afrikana ny baolina kitra (CAF). Izy no Malagasy voalohany nitana izany andraikitra ambony amin’ny baolina kitra afrikanina izany.

Niarahaba sy nitsodrano azy ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka.

Publié dans Tselatra
lundi, 20 mars 2017 09:22

CAF : Ny tsiambaratelon’i Ahmad

Herinandro aty aorian’ny fifidianana dia mbola tsy afaka ambavan’ny maro manerana an’izao tontolo izao ny nahavoafidy an’i Ahmad, izay filohan’ny Federasionan’ny kitra malagasy na Fmf, ho eo amin’ny toeran’ny filohan’ny Konfederasiona afrikanin’ny baolina kitra na ny Caf mandritra ny efatra taona.

Ho an’ny mpiray tanindrazana na ny mpanao gazety dia nizarazara be ihany ny hevitra. Tao ireo faly fa lasan’ny tera-tany malagasy ny toerana ary miandrandra fanavaozana, eo koa ireo faly fa tsy mitantana ny Fmf intsony i Ahmad. Maro mantsy no mihevitra fa noho ny tsy fahombiazan’ny Fmf no tsy mampandroso ny kitra malagasy. Teo ihany koa ireo izay manenjika fotsiny an’ i Ahmad ka manatsatso ny ezaka vitany ary mihevitra fa tsy dia misy dikany io fahalaniany eo anivon’ny Caf io.

Tsy tonga tonga ho azy anefa io fahalanian’i Ahmad io fa misy antony maromaro ireto izay ho tanisana eto satria tsara ho fantatry ny mpanaraka ny kitra malagasy.

Publié dans Sociale

Vita iny izay ny fifidianana teo anivon’ny Konfederasioana afrikanin’ny Kitra na ny Caf. Miditra eo amin’ny fifaninanana sy ny fifanitsanana amin’izay izao.

Nandritra ny an-tsapaka vita tany Le Caire, Egypta tamin’ny faran’ny herinandro teo ary dia fantatra izao fa ny ekipam-pirenen’i Sao-Tomé indray no hifandona amin’ny Barean’i Madagasikara amin’ny lalao savaranon’andon’ny fifanitsanana ho an’ny amboaran’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena na ny Can 2019.

 

Publié dans Sport

La Journée Internationale de la francophonie est également célébrée le 20 mars.

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2