Filtrer les éléments par date : jeudi, 02 mars 2017

Nanatontosa ny adidy aman’andraikiny voalazan’ny lalàna mikasika ny ady amin’ny kolikoly ny Zandarimariam-pirenena teny amin’ny toeram-piasan’ny Birao Mahaleo tena Miady amin’ny Kolikoly (Bianco) tetsy Ambohibato ny 1 martsa 2017. Nitarika ny delegasiona ny Jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel, Komandin’ny Zandarimariam-pirenena.

Publié dans Vaovao
Page 2 sur 2