Filtrer les éléments par date : vendredi, 17 mars 2017
vendredi, 17 mars 2017 23:20

Fitaterana: Ireo Taxi-be mendrika

Nampahafantarina androany ireo fiara mpitatitra na ny Taxi-be izay tsara fitondran-tena sy mendrika indrindra teto anivon’ny Kaominina Antananarivo tamin’ny taona 2016, izay nokarakarain’ny ONG Lalana.

Izany moa no natao dia ny mba hanatsarana ny fomba fanaja, fitondrana fiara ary fihezahan’ireo mpitondra sy ny mpanampy azy manoloana ireo mpandeha ho an’ireo Taxi be.

Ny nahazo ny laharana voalohany tamin’izany moa dia ny Koperativan’ny KOFIA izay zotra 172, ny faharoa kosa dia ny zotra 178 Koperativan’ny FITSEMA ary ny fahatelo dia ny zotra 183 Koperativan’ny CAT.

 

Publié dans Tselatra

Hankalazaina amin’ny fomba manetriketrika ny Taom-baovao Malagasy amin’ny 28 marsa ho avy izao. Mialohan’izany anefa dia hisy ireo hetsika maro samihafa izay manomboka ny 25 ka hatramin’ny fahatongavan’ny taona vaovao dia ny 28 martsa izany.

Manomboka amin’io andro io dia hisy ny fampirantiana izay hatao eny amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely, fampirantiana sy fampahafantarana ny atao hoe Fitohasina.

Ny harivan’ny faha 27 marsa dia hisy ny aredrina izay ho entina manodidina ny farihin’Anosy mihazo an’ny Kianjaben’ny Mahamasina, izay hiantsona ny Malagasy rehetra tsy hankanavaka.

Publié dans Art et Culture

Ce soir vers 19h30, des hommes dont certains en tenue civile et d'autres vêtus de polo bleu des gendarmes ont ouvert le feu en direction d'une voiture 4x4 roulant vers le sud.

Celle-ci s'est arrêtée brusquement sur la route, créant un bouchon sur la RN7. Des témoins ont vu un Chinois sorti de la voiture et s'est enfui dans un sauve qui peut en se faufilant entre les voitures bloquées dans l'embouteillage.

Des éléments de la gendarmerie d'Andoharanofotsy font actuellement un ratissage de cette partie sud du palais d'Iavoloha pour retrouver les occupants de cette voiture "suspecte".

 

Publié dans Fil info

La vie reprend petit à petit son cours à Ambanja après les grabuges d’hier ayant causé des blessures à six personnes pour tentative d’extraction de la prison d'un présumé assassin de vendeur de khat afin de lui faire subir la justice populaire.

La circulation sur la RN6 redevient normale. Pourtant, le couvre-feu reste en vigueur malgré le retour au calme. Les éléments en renfort venant d’Antsiranana sont encore présents pour veiller à la sécurité de la ville et ses alentours.

Publié dans Fil info

Trano miisa telo no nasesin’ny andian-jiolahy notafihina teto Tanambao Besakay, Distrika Amparafaravola ny alin’ny omaly alakamisy tokony ho tamin’ny valo ora sy fahefany. Lehilahy iray naratra mafy tao anatin’izay, vola sy entana aman-tapitrisany no lasan’ireo jiolahy.

Publié dans Tselatra

Mandrafitra ny andiany faha-72 izy 1182 ireo, no navoaka androany rehefa nofanina nandritra ny herintaona tao amin’ny Sekolin’ny Zandarimariam-pirenena Ambositra, raha sivy volana amin’ny ankapobeny ny faharetan’ny fiofanana ao.

Nanome voninahitra ny lanonana ara-miaramila tamin’ny famoahana ny andiany, ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena, jeneraly Paza Didier sy ny Komandin’ny Zandarimariam-pirenena, jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel.

Publié dans Vaovao

Niverina nanomboka omaly alakamisy ny jiro ao Ambohitsilaozana sy Ambandrika, Kaominina roa ao anatin’ny Distrikan’Ambatondrazaka.

Tapaka nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Enawo tamin’ny herinandro lasa iny ny herinaratra tamin’ireo tanàna renivohitra Kaominina ireo.

Publié dans Tselatra

Le couple chinois a disparu de la circulation depuis hier, ils étaient injoignables aux téléphones, une situation qui inquiétait leurs amis. Un avis d’alerte a même été lancé sur les réseaux sociaux pour les retrouver.

Grande fut la stupéfaction de leur proches en apprenant ce jour que le couple a été retrouvé mort dans un hôtel de renom à Ivato – Antananarivo.

Publié dans Fil info

Nandray ny asa maha Talem-paritra vaovaon'ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena Boeny i Hoavy Sandy. Izy no voatendry hitana io toerana io mandimby an'i Samuel Christophe, izay nodimandry tampoka nandritra ny fankalazana ny andron’ny sekoly iray volana lasa izay.

Tontosa androany zoma maraina ny famindram-pitantanana teo aminy sy ny tale mpisolo toerana.

Efa proviseur-n'ny Lisea tao Besalampy i Hoavy Sandy, Chef de division tao amin' ny DREN Boeny ary lehiben'ny fari-piadidiam-pampianarana Mahajanga II nandritra ny roa taona mialoha izao nanendrena azy ho talem-paritry ny fababeazam-pirenena izao.

Publié dans Tselatra
vendredi, 17 mars 2017 14:58

Ambanja : Le pont Sambirano en danger

La présence d’un trou sur le pont Sambirano inquiète les usagers de la RN6. La partie nord de l’île risque d’être isolée sans prise de responsabilité au plus vite.

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa