Filtrer les éléments par date : mercredi, 15 mars 2017

“Tsy mitombina ny mety hisian’ny fipoahana Volkano eto Antsirabe sy ny manodidina”, hoy ny Prefen’Antsirabe raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety izy androany.

Efa fantatra mantsy, hoy izy fa i Vakinankaratra dia mipetraka eo ambon’ny tany mihetsika lava ary mahatratra 6 ka hatramin’ny 8 isan’andro ny horohorontany miseho eto fa tsy ren’ny olona saingy kosa hitan’ny IOGA izay ivontoerana mpitily sy mpanaramaso ireny horohorontany ireny.

Nambaran’ny Prefen’Antsirabe fa efa nisy ny fidinana ifotony nataon’ny manampahaizana avy amin’ny IOGA taorian’ilay horohorontany ny 12 marsa teo iny fa tsy misy volkano atahorana hipoaka izany ka tsy misy tokony hampiahiahy ny mponina eto Vakinankaratra.

 

Publié dans Tselatra

Ayant été saisi d’une doléance sur des faits suspectés de corruption perpétrés par un réseau opérant au niveau du Centre d’Immatriculation Ambohidahy (CIM), le BIANCO a agi et a arrêté les membres dudit réseau après avoir surveillé et observé son mode opératoire.

Les enquêtes du Bureau Indépendant d’Ambohibao ont été achevé cette semaine et ont mis en exergue des faits de faux et d’usage de faux en écriture publique connexe à des faits de corruption passive et active dans la réception des demandes et transformation de permis et cartes grises biométriques et de mutation et immatriculation de véhicules.

Plusieurs actes d’investigation ont été effectués, notamment des fouilles, des auditions, des perquisitions et des mesures de garde à vue.

Publié dans Sociale
mercredi, 15 mars 2017 22:39

15 mars

Journée internationale de lutte contre les violences policières.

 

Publié dans Fil info

Mbola mitohy hatrany ny hetsika fanampiana ireo traboina any Sambava izay atao etsy amin'ny tranombokim-pirenena Anosy.

Hita navitrika tamin'ny fandraizana anjara tamin'izany ny Solombavambahoaka fantatra amin'ny hoe Zoky Vonjy.

Mitohy hatramin'ny Alahady ho avy izao moa izany hetsika izany.
Hatreto dia tsy mbola nisy fanampiana avy amin'ny fanjakana foibe tonga any an-toerana, na efa ihilana aza ny herin'andro nidiran'ny rivodoza ENAWO tany an-toerana.

 

Publié dans Tselatra

Ny 2 amin’ireo lahy sy vavy namaky trano voasambotry ny polisy ny alahady lasa teo dia zaza tsy ampy taona. Niakatra ny Fampanoavana ity alarobia 15 marsa ity ny raharaha araky ny vokatra azon’ny Commissariat ao Ankofafa niaraka tamin’ny Fokonolona izay nanoro sy nanome antotam-baovao.

Tafiditra ao anatin’ireo 11 tratran’ny mpitandro filaminana ny atidoha niketrika ireo vaky trano miisa 13 tao anatin’ny roa herinandro. 3 vavy no mpandray ny entana halatra, ny 8 kosa nanatanteraka ny asa ratsy.

Ny iray faha-12 izay tompon’ny trano fitobian’ny entana tao Ambalanonoka Andranomiadiloha dia lavon’ny balan’ny Polisy.

Publié dans Vaovao

Air Austral a été retenu comme partenaire stratégique de la compagnie nationale Air Madagascar. La signature du contrat aura lieu à la fin de ce mois de mars.

Aucune info n’est filtrée sur le contenu dudit contrat, s’agit-il d’une vente ou prise de part social ?

Air Austral est une compagnie aérienne française surtout active dans le sud-ouest de l'océan Indien.

 

Publié dans A la Une

Narguisse, une commerçante très appréciée des alentours de Tsaralalana, un quartier commercial d’Antananarivo, a été assassinée la nuit du mardi à mercredi. C'est son fils, en ouvrant la boutique ce matin, qui a découvert le corps sans vie de sa mère.

Les malfaiteurs l'ont étranglé et ligotée puis l'ont emballé dans un sac plastique. Étonnant, rien n'a été volé dans le magasin. La thèse d’un règlement de compte est privilégiée.

 

Publié dans Fil info

L’inscription Commune Urbaine d’Antananarivo disparaît de l’en-tête des paperasses administratives délivrées par les Fokontany, telle le Certificat de résidence.

La Municipalité d’Antananarivo a fait remarquer aussi qu’elle n’a pas encore bénéficié de la subvention allouée aux Communes prévue par la Loi des finances.

Publié dans Fil info

Zara fa misy herinaratra mampandeha jiro eto Ampanefena. Delestazy adin’ny 22 ora isan’andro amin’izao. Adin’ny roa ka hatramin’ny adin’ny efatra isan’andro no misy herinaratra taorian’ny nahasimban’ny milina lehibe iray mpihary herinaratra eto an-toerana. Misy kely roa mamokatra, saingy tsy maharaka ny filana eto an-toerana.

Mizara efatra ny faritra eto Ampanefena, saingy tsy miara-mahazo jiro, fa mifandimby. Ny zava-misy amin’izao fotoana dia eo anelanelan’ny amin’ny enina ora hariva ka hatramin’ny valo ora alina mandeha ny faritra sasany, avy eo mifindra faritra hafa ny jiro mandeha amin’ny valo ora alina ary tapaka amin’ny folo ora alina.

Publié dans Tselatra

Le Comité local pour le développement (CLD) a priorisé le rétablissement du réseau de distribution d’eau potable à Ankazomiriotra avec le financement de 200 millions d’Ariary par an, fonds alloué au CLD pour chaque District.

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa