Filtrer les éléments par date : mercredi, 01 mars 2017

Mitohy ny fiaraha-miasa eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena sy ny Bianco na ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly, raha nanao fanambaram-pananana ny teo anivon’ny Zandarmariam-pirenena io maraina io teny Ambohibao misy ny foiben’ny Bianco.

Tokony hisy isaky ny roa taona ny fanavaozana ny fanambaram-pananana, ary tsy mitsahatra ny manao fanentanana ao anatin’ny telo volana ny Bianco raha ny filazan’ny Tale tamin’izany.

Misy ny sazy hatramin’ny 5 taona an-trano maizina, ary tsy maintsy hisy ny fisamborana avy hatrany raha toa ka tsy mamaly ny fiantsoana amin’izany.

Publié dans Vaovao
mercredi, 01 mars 2017 20:05

Solika: Niakatra 80 Ariary

Niakatra 80 ariary indray ny vidin’ny solika androany, asa indray na hiakatra ny saram-pitanterana satria dia lasa ho 3800 Ariary ny litatry ny lasantsy, 3230 Ariary kosa ny gazoala, ary ny solika fandrehatra dia nijanona ho 2370 Ariary.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 01 mars 2017 19:57

Carburants: Nouvelle hausse de prix

Les stations services affichent de nouveaux Prix de carburants depuis ce matin, avec une hausse de 80 Ariary par litre.

L'essence est vendue à 3800 Ariary, le gasoil à 3230 Ariary, le pétrole lampant reste inchangé, 2370 Ariary.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 01 mars 2017 15:32

ITM andiany faha 6

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Village Voara (ex Francophonie) ny Foaran’ny fizahantany eto Madagasikara na ny ITM (International Tourism Fair Madagascar).

Andiany faha 6 izy ity, izay karakarain’ny Ministeran’ny fizahantany eto Madagasikara ny 08 ka hatramin’ny 11 jona 2017 ho avy izao eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka.

Nisy ny fampahafantarana sy fitsidihana ny trano sy ireo izay mety ho endriky ny fampirantiana maro samy hafa natao tamin’ireo mpampiranty sy ireo olona nasaina teny.

Publié dans Economie

Suivant un circulaire à destination de tous les directeurs des écoles publiques et privées, niveau I et niveau II dans la Circonscription scolaire d’Antananarivo Atsimondrano, les droits d’inscription aux examens du CEPE et du BEPC session 2017 sont annulés.

Publié dans Fil info
mercredi, 01 mars 2017 13:10

Antsakabary

Le Chef de l’Etat a l'intention d’y aller demain jeudi.

Publié dans Fil info
mercredi, 01 mars 2017 13:09

Ivato : Tonga halina i Mahafaly Olivier

Tafaverina an-tanindrazana halina ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Solonandrasana Mahafaly Olivier, rehefa avy nandray mari-pankasitrahana avy amin’ny Institut Mandela, tany Paris ny sabotsy 25 febraory lasa teo.

 

Publié dans Tselatra

La journée Mondiale de l'Audition 2017 sera célébrée cette année au CSB II Talata Volonondry le 3 mars 2017 et placée sous le thème "Agir contre la perte auditive, un investissement judicieux"

Publié dans Fil info

Cinq des trente et une personnes accusées dans l'affaire Antsakabary sont placées en détention provisoire à la prison d'Antsohihy. Le déferrement ne s'est terminé que mardi vers minuit. Trois chefs d'inculpation sont retenus contre eux : assassinat, rébellion et destruction de bien de l'Etat (armes).

 

Publié dans Fil info

La signature de l’accord de partenariat entre l’ONG Cofast, représentée par son Président Dr Marinjara Paul Edhino, et la Télé Kréol de La Réunion, représentée par Thyerry Arayé, s’est tenue à Sambava lundi 27 février 2017.

L’accord porte essentiellement sur la retransmission en direct de la 8ème édition du « Festivanille » ou Festival de Vanille qui aura lieu la dernière semaine du mois de juillet prochain.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa