Filtrer les éléments par date : samedi, 09 décembre 2017

Le Rocker toujours vivant, par ses musiques entonnées dans l'Eglise de la Sainte Madeleine nous fait ses adieux mais il est toujours vivant parmi nous.

Y a quelque chose en nous de Johnny.

Publié dans Fil info
samedi, 09 décembre 2017 15:54

Tribunal Anosy: Stephano MD à Antanimora

Le Facebooker Stephano, déféré au Tribunal ce jour a été placé sous mandat de dépôt par le juge;

Stephano a été évacué par l'arrière porte, en direction d'Antanimora, loin de la foule et journalistes venus en masse assister le jeune homme qui a osé critiquer les dérives du régime Rajaonarimampianina.

 

Publié dans Fil info

Le cercueil de Johnny Halliday vient d'être déposé au parvis de l'Eglise de la Madeleine pour son dernier hommage.

Marine Le Pen, Présidente du Front national, vendredi a annoncé sa participation à l'hommage du Grand chanteur, mais la famille a refusé sa présence.

Elle s'est insurgée en interpellant la famille si les électeurs de Marine sont aussi interdits.

Emmanuel Macron Président de la République française prend la parole pour un grand hommage à Jean-Philippe Smet.

 

Publié dans A la Une

Des Bykers sur leurs Harley Davidson, accompagnent Johnny Halliday pour descendre le Champs Elysée.

(Photo Archives: Johnny Hallyday sur sa Harley-Davidson dans les années 1990. MaxPPP)

 

Publié dans Fil info
samedi, 09 décembre 2017 13:42

Artiste: Hommage à Johnny Halliday

En direct de France 2, une foule immense

 

Publié dans Fil info

Lanonana ara-miaramila tsotra fa nanana ny lanjany no nametrahana tamin’ny fomba Ofisialy ny zoma 08 desambra 2017 lasa teo ny lehiben’ny Tobim-paritry ny Zandary vaovao hoan’I Vakinankaratra.

Amin’izao fotoana dia ny Kolonely Rasambomanana Yvon Patrick indray no hitantana izany, nisolo ny Liétinà-kolonely Rabarijaona Famentsoa Constantin.

Raha ny fanambin’ny Kolonely Rasambomanana Yvon Patrick dia ny fampandriana fahalemana amin’ny lalam-pirenena faha 7 sy faha 34, amin’ny fiadiana amin’ireo mpanakan-dalana, ny fanadiovana ny ao anatin’ny Zandary, izay tsy hitsitsiana ireo zatra ny lalan-dririnina, ny ady amin’ny kolikoly ary ny ady amin’ireo tsy fandriampahalemana eny ambanivohitra, toy ny fanafihana mitam-basy sy ny asan-dahalo.

Publié dans Vaovao
samedi, 09 décembre 2017 10:50

Stephano mpanao facebook: Niakatra fitsarana

Rehefa mahasahy manohitra sy mitsikery eto amin'ny Firenena moa dia aingana dia aingana ery ny fisamborana sy ny rahaham-pitsarana, fa rehefa mpanodikodim-bola amina miliara, dia mirihariha ary harovana ery.

Niakatra fitsarana io maraina io i Stephano na Andrianjanaka Andriniaina Frederick, fantatra fa ny ao amin'ny présidence no naniraka ny fampanoavana hampanenjika ity tovolahy ity, noho ny fanakihanana nataony teo amin'ny tambazotra facebook.

Ny alakamisy 07 desambra moa i Stephano no notongavan'ny bemidina avy tao amin'ny Brigade criminelle, ka nosavaina daholo ny tranony, nentina ireo fitaovana toy ny ordinatera, ny finday sy ny puce, ary dia notanana sy natao famotorana tsy ankihato tao amin'ny BC Anosy, dia izao nentina Fitsarana izao maraina izao.

 

Publié dans Tselatra

Ny volana jolay 2007 no niorina voalohany tamin'ny alalan'ny famatsiam-bolan'ny fanjakana japoney ny sampana mpamonjy voina an'ny faritra Boeny. Fiarovana ny mponina amin'ny ankapobeny no anjara andraikiny tany amboalohany ary efa mizara roa mazava tsara izy ankehitriny, ny andaniny ahitana ny BNGRC ary ny ankilany ny mpamono afo.

Amin'ny akapobeny dia ny famonoana afo amin'ny doro tanety sy ny doro ala no andraikitra sahaniny, indrindra ireo ala voajanahary sy valanjavaboahary arovana ato anatin'ny faritra toa an'Ankarafantsika.

Mianto-tena tanteraka ny faritra Boeny amin'ny fampandehanana sy fampitaovana ny asa rehetra ary saika mbola ny fitaovana azo tany amin'ny folo taona lasa no ampiasaina sy kojakojaina mandrak'ankehitriny.

Publié dans Vaovao
samedi, 09 décembre 2017 10:22

Sambava: Lavanila 300kg lasan'ny jiolahy

Ny misasak’alin'ny alakamisy 07 desambra no tafiditra teto Soavinandriana ny andiana dahalo ka namantana tamin'ny tokantranona mpamboly lavanila iray. Nodomin'izy ireo tamin'ny fanoto ny varavaran-trano. Niezaka namaly ny tompon-trano ka nandray antsibe ary niambina izay jiolahy hiditra voalohany ao an-trano.

Publié dans A la Une