Filtrer les éléments par date : jeudi, 07 décembre 2017

Vary efa lo sy simba miisa 2.310 lasaka ary nogiazan'ny fanjakana, no nanirahan'ity mpandraharaha Karana ity, hafindra anaty gony ary nokasainy hamidy eny an-tsena. Tra-tehaky ny ekipan'ny Task force Toamasina, izay ahitana ny talem-paritry ny varotra sy ny talem-paritry ny fitaterana ary ny komandin'ny vondrom-pileovan'ny Zandary Atsinanana io hosoka io.

Noraisina avy hatrany ny fepetra ka tsy ny vary fotsiny no nogiazana nanomboka androany alakamisy atoandro fa ny mangazay manontolo mihitsy, na mbola misy vary 6.834 lasaka mbola tsara azo amidy aza ao anatiny.

Fotoana vitsy taorian'io fanagiazana sy fanakatonana mangazay dia efa misy olom-panjakana ambony sahady re miditra ho mpanelanelana amin'ity raharaha eto Toamasina ity.

 

Publié dans Tselatra

Jiolahy raindahiny amin'ny halatr'omby i Lepapa. Tratehaky ny Zandary tao Ambodimangagisa, Kaominina Beanana izy. Nisy ny fifandonana nandritra ny fisamborana azy androany maraina ka tamin'izany izy no lavon'ny balan'ny Zandary avy ao Tanambe tonga hisambotra azy.

 

Publié dans Tselatra

Sa maison à Itaosy a été perquisitionnée, ses matériels ont été confisqués, puis le jeune homme est amené à la Brigade criminelle à Anosy pour enquête.

Le régime HVM à l'agonie passe plus son temps à traquer ceux qui osent dénoncer les abus que de trouver des solutions face à la hausse de prix du riz, le risque d'explosion sociale par la cherté de la vie et la pauvreté de la majorité des Malagasy.

 

Publié dans Fil info

Nampiantso mpanao gazety tetsy Antaninarenina omaly alarobia 06 desembra ny minisitry ny vola sy ireo mpiara-miasa aminy.

Nivoitra tamin'izany ny filazana fa nankatoavin'ny Filankevi-pitantanan'ny Tahirimbola iraisam-pirenena ny tomban'ezaka andiany faharoa nataon'i Madagasikara amin'ny fifanarahana Facilté Elargie de Crédit na ny FEC, ka dia omena an'i Madagasikara ny vola 44,5 millions dolara ho fanohanana ny rafi-panitsiana izay tokony mbola hatao. Io vola io moa da natokana indrindra amin'ny fanamafisana ny fahamarinan-toeran'ny fandoavam-bola ivelany.

Voalazan'ny ramatoa minisitry ny vola ihany koa fa dia mitohy tsikelikely ny fiarenan-dohan'ny toe-karena malagasy, izay porofoin'ny fitombon'ny harikarem-pirenena ho 4,1%.

Publié dans Economie

Tout est fin prêt pour le concert de fin d'année, en France, avec le groupe Dadi Love. Billets d'avion et Visa en main, il ne reste plus qu'attendre le grand jour, disait Dadi Love, car le groupe promet une ambiance inoubliable pour clôturer l'année 2017 et ouvrir une autre en 2018.

Le groupe Malagasy Dadi Love sera attendu en France, avec Taa Tense, Ngah'Tax et beaucoup de surprises.

- le 29 décembre 2017 à Lyon
- le 30 décembre 2017 à Marseille
- le 31 décembre 2017 réveillon Saint Sylvestre à Paris

Publié dans Fil info

Tontosaina eto Antsirabe nanomboka ny alarobia 6 desambra ka hatramin'ny zoma 8 desambra izao ny Atrikasa iraisam-pirenena eo anivon'ny fiangonana Loterana Malagasy, nanpitondraina ny teny filamantra: "Ampiasao ny talentanao".

Delegasiona maro avy any Afrika, Azia, Eropa ary i Madagasikara no mandray anjara amin'izany, ao amin'ny Centre Lovasoa Antsirabe.

Tanjona hoy ny filohan'ny fiangonana Loterana Malagasy dia ny hanetanana ny olona hampiasa ny talenta nomen'Andriamanitra azy, izay fomba fiasa efa natomboky ny FLM teo aloha izany ka niitatra tany amin'ireo firenena Afrikanina vitsivitsy ary dia izao ho lasa fomba fiasa hoan'ny firenena maro izao.

ireo mpisehatra amin'ny asa fampandrosoana eo anivon'ny FLM moa no nivory eto Antsirabe, ka amin'iny herinandro miditra io kosa dia ireo tompon'andraikitra sy mpianatra ho pastora any amin'ny SALT Fianarantsoa no hiatrika ihany koa ity atrikasa ity.

 

Publié dans Tselatra

Manatanteraka fitsidihana pastoraly aty amin’ny Diosezin’i Toamasina, ho an’ny finoana Katolika, ny Solontenan’ny Papa Ray Masina, na Nonce Apostolique, Mgr Paolo Rocco Gualtieri hotronin'i Mgr Désiré Tsarahazana Arsevekan’i Toamasina.

Tonga eto Vatomandry hatry ny omaly izy, ary mitarika lamesa lehibe eto an-toerana izao maraina izao. Vory lanona eto ny Kristianina tonga hatramin’ny avy any Mahanoro.

 

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 07 décembre 2017 12:56

Sambava: Telo lahy nanafika ny Botika Orange

Teto amin’ny toby Eazy Tel Antaimby no tafiditra ireto telo lahy ireto tamin’ny fotoana hanaovana ny kaonty mialoha ny hanidina ny trano tamin’ny 5ora hariva, ny alarobia 06 desambra 2017.

Mody hividy fahana ny iray voalohany. Tampoka teo anefa dia namafy Big boss avy hatrany ary nanome baiko tsy hisy hivoaka na hiantso vonjy. Noho ny hafanana nahazo ity Ramatoa iray mpiasa tao dia sady nikiakiaka izy no tafavoaka ny trano ka iny no nanaitra ny manodidina.

Niditra an-tsehatra ny Fokonolona ka nifanenjehana ireo jiolahy ka tsy lasa lavitra akory dia voasambotra ny iray ary niharan’ny fitsaram-bahoaka avy hatrany, fa ny roa kosa tafaporitsaka.

“Vola 925.000 Ariary no lasan’izy ireo”, hoy ity tomponandraikitry ny Botika Orange ity.

Publié dans Vaovao

Malgré l’annonce officielle de la fin de l’épidémie de la peste pulmonaire à Madagascar, les deux bateaux de croisière ont encore reporté leur touchée, un deuxième report cette année.

On sait aussi que Seychelles a levé les sanctions mais Maurice persiste. Officiellement l’escale du paquebot Costa NeoRiviera à Toamasina prévu le 19 décembre est repoussée pour le 02 Janvier 2018, en application de principe de la quarantaine par la compagnie Costa.

Pour le paquebot Aida Cruises, l’escale à Toamasina est prévue pour la mi-Janvier 2018 sans plus de précision. Donc tout est annulé pour cette année, et on négoce encore avec Maurice pour l'année prochaine.

Publié dans Economie
jeudi, 07 décembre 2017 12:05

Sondage

« Je te promets » est la chanson du rock-star Johnny Hallyday préférée des Français.


Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa