Filtrer les éléments par date : mercredi, 06 décembre 2017

Manomboka ny tapaky ny janoary 2018 ny famokarana herinaratra avy amin'ny bambou eto Madagasikara. Fantatra tao anaty atrikasa fanofanana olona hisehatra amin'ny fambolena volobe tanterahina eto Fianarantsoa izany vaovao izany.

Ao Tongarivo, Tanjombato Analamanga no hametrahana io taozava-baventy fanodinana ny vokatra bamabou io. Izany dia isan'ny lalam-pihariana azo trandrahina amin'ny alalan'ny fambolena azy ankoatry ny fanamboarana fanaka, taotrano, lamba sy ny maro hafa.

Publié dans Economie
mercredi, 06 décembre 2017 21:46

Malaikialina-Mampikony: Mampihorohoro ny dahalo

Notafihin'ny dahalo ny tananan'Ambohibengy, Fokontany any amin'ny faritra mampisaraka ny Distrikan'i Mampikony sy Tsaratanana ny faran'ny herinandro lasa teo.

Vaky nandositra nanavotra aina niazo an'Ampisaraha ny mponina tao amin'io tanàna io vokatr'izany. Talata ny andro tsena ao Ampisaraha ; ny talata tamin'ny 1 ora maraina anefa dia dahalo 100 lahy no tonga nanafika tao Ampisaraha, nandroba ny entan'ireo mpivaro-mandeha sy ny tao an-toerana, ary koa naka omby 80 be izao.

Nirohotra namonjy ny renivohitry ny Kaominina Malaikialina ihany koa ny mponina tao Ampisaraha, izay manahy sao mba ireo mponina nitsoaka avy any Ambohibengy tonga tao Ampitsahara no arahin'ireo dahalo ireo.

Publié dans Tselatra
mercredi, 06 décembre 2017 08:58

Agriculteurs mais non des jardiniers

90% de la production mondiale de riz provient d'Asie, la moitié de l'humanité en dépend pour son alimentation. Selon les statistiques 2016/2017, la Chine demeure le « maillot jaune » de la production de riz sur la planète avec 144 millions de tonnes[métriques] suivi par l’Inde (108 millions), en 3ème position l’Indonésie (37,15). Viennent ensuite le Bangladesh (34,58), Vietnam (27,86), Thaïlande (18,86), Birmanie (12,4). En 8ème position se trouvent les Philippines produisant 11,5 millions de tonnes, Madagascar se situe à la 18ème place (2,44) juste devant le Sri Lanka (2,35) et le Laos qui est la « lanterne rouge » (1,95).

Le marché du riz est très restreint, seulement 6% de la production totale est commercialisée. La quasi-totalité est consommée sur place, à l’image de la Chine, premier producteur mondial (30 %) et en même temps premier consommateur. La Thaïlande et le Vietnam forment à l'heure actuelle les principaux exportateurs de riz, donc ils en produisent plus qu’ils n’en ont besoin et ils totalisent, à eux deux, 50% des ventes mondiales.

Les Philippines constituent le premier importateur mondial et l'Afrique, couvrant à peine plus de 10% de ses besoins, absorbe le 1/3 des importations mondiales.

Publié dans Editorial

Donald Trump va déménager l'ambassade américaine de Tel-Aviv à Jérusalem

La Palestine a riposté que ce n'est pas aux Américains de décider le sort de Jérusalem qui restera pour les Palestiniens la capitale de la Palestine et non pas pour Israël.

La tension monte dans la région suite à cette annonce, une déclaration officielle de Donald Trump est attendue ce jour.

 

Publié dans Internationale

Donald Trump va déménager l'ambassade américaine de Tel-Aviv à Jérusalem

La Palestine a riposté que ce n'est pas aux Américains de décider le sort de Jérusalem qui restera pour les Palestiniens la capitale de la Palestine et non pas pour Israël.

La tension monte dans la région suite à cette annonce, une déclaration officielle de Donald Trump est attendue ce jour.

 

Publié dans Fil info

Namory ny mpanao gazety omaly tolakandro talata 05 desambra ny teo anivon’ny kaomisiona mpikarakara ny karatra maha matihanina ny mpanao gazety sy ny teo anivon’ny ministeran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana.

Nivoitra tamin’izany fa dia ho fohanana ireo mpanao gazety tsy manaraka ireo fepetra sy fenitra maha mpanao gazety.

Ny fepetra maha mpanao gazety moa dia ireo izay nivoaka tamin’ny sekoly fianarana mpanao gazety sy ireo izay efa tao anatin’ny telo taona tsy niato tamin’ireo orin’asan-tserasera.

Mampitandrina ireo FOZA ireo anivon’ny ministeran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana fa dia hisy ny fanivanana ho an’ireo tsy manara-dalàna.

 

Publié dans Politique
mercredi, 06 décembre 2017 07:23

Johnny Hallyday n'est plus

Le Grand rocker Jean-Philippe Smet est mort dans la nuit de mardi à mercredi 6 décembre, âgé de 74 ans, il s'est battu contre le Cancer du poumon, mais il a dit qu'il est toujours vivant.

 

Publié dans A la Une

Zazalahikely iray dimy taona antsoina hoe Sidiot no nisy nitondra an-tsokosoko tany Antsahalava Beanantsindrabe, tamin'ny alahady 3 desambra tolakandro nahitana azy farany. Nisy olona nahita fa misy lehilahy nitondra azy.

Natao ny fanarahan-dia ka tratra tao Antanambao Mahadera io alahady io, tamin'ny fito ora alina ilay lehilahy. Nofatoran'ny olona izy, avy eo nentina naverina tao Beanantsidra, saingy vao mangiran-dratsy dia votsotra tamin'ny tady namatorana azy izy raha nilaza fa resin-tory ny Quartier Mobile roalahy. Ny iray amin'ireto Quartier Mobile nampiandrasana azy ireto dia rainy niteraka azy, ary olona efa avy niara-nonina tamin'ity zaza ity ihany ilay tovolahy voarohirohy ity.

Publié dans Vaovao
mercredi, 06 décembre 2017 07:03

Manakara: Lavareny ny delestazy

Velon-taraina ny mponina eto Manakara manoloana ny fahatapahan-jiro lavareny niseholany tato ho ato.

Motera iray no sisa mandeha ary tsy mandeha ny jiro amin'ny alina efa dimy andro misesy izay ka mampitaraina ny mponina.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa