Filtrer les éléments par date : vendredi, 29 décembre 2017

Fiaramanidina efa tsy miasa intsony fa nipetra-potsiny teny amin'ny seranam-piaramanidina Amborovy ilay Antonov, na ny tompony aza notadiavina fa efa tsy hita intsony. Misy anefa ny fanadiovana atao eny an-toerana amin'izao fotoana izao ka nahatonga ny tsirin-kevitra ho an'ireo mpitantana ny Tanànan'i Mahajanga.

Tsy ho ariana na hopotehina fotsiny ity voromby ity fa hanaingoana ny tanàna ka omaly hariva 28 desambra no notaterina nankeo amin'ny rond-point Notre Dame, izay toerana nosafidiana hametrahana azy. Holokoina avy eo ary hijanona ho vakoka. Tsy vitan'izay fa hahazo tombony ireo zanak'i Mahajanga izay tsy mbola nahita maso akaiky akory izany fiaramanidina izany.

Fiaraha-miasan'ny ACM (aviation Civile de Madagascar) sy ny ADEMA no nahazoana ity fiaramanidina ity ary efa nandalo tao amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana ny raharaha.

Publié dans Art et Culture
vendredi, 29 décembre 2017 14:41

Menabe: 325 ireo mpampianatra tapaka karama

Mpampianatra miisa 325 eo no tapaka karama aty amin’ny faritra Menabe, ka isan’ireo voakasik’izany ny Chef Cisco roa dia an'i Miandrivazo sy Belo Tsiribihina.

Publié dans Tselatra
vendredi, 29 décembre 2017 14:39

MINISTERE DES AFFAIRES ETRANGERES

Décret portant nomination de l’Ambassadeur Extraordinaire et Plénipotentiaire de la République de Madagascar auprès du Japon en la personne de Mme Mireille Mialy Rakotomalala.

Publié dans Fil info
vendredi, 29 décembre 2017 14:39

MINISTERE DE LA DEFENSE NATIONALE

Décret abrogeant le décret n°2011-102 du 16 février 2011 et portant nomination du Général de Brigade Aérienne MANJAKAVELO Solofoson Jean Paulin, Directeur Général de l’Office des Transmissions Militaires de l’Etat.

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2