Filtrer les éléments par date : jeudi, 28 décembre 2017
jeudi, 28 décembre 2017 20:40

Ambanja: Le riz blanc à 1000Ar le kapoaka

Du jamais vu ! Le riz est l'aliment de base à Madagascar. Face à la flambée des prix, cette céréale devient un produit de luxe pour les Malagasy. Le riz blanc local s’achète à 1000Ar, seul le riz de mauvaise qualité, provenant de l'Asie qui inonde les marchés à Ambanja au prix de 700Ar.

 

Publié dans Fil info

Le groupe Dadi Love au grand complet est actuellement en direction de Lyon pour son grand show en France.

Ca va chauffer demain vendredi 29 décembre 2017 à 22h chez Le Brin d'Herbe, 4 rue Calmette ZI MI Plaine 69740 Genas.

Le groupe Dadi Love sera attendu également à Marseille ce Samedi, avec Taa Tense, Ngiah Tax et beaucoup de surprises.

Publié dans Art et Culture

Mpanabe iray ao amin’ny EPP Mananosoa Malaimbandy no nalain’ny dahalo ankeriny alina. Hatramin’izao mbola any ampelan-tanan’ireo mpaka takalonaina izy. Mitaky vola 20 tapitrisa Ariary ireto farany ho tambin’ny famotsorana azy.

Ny findain’ilay ramose no ifandraisan’ireo mpaka an-keriny amin’ny fianakaviny hatramy 11ora atoandro teo, ary taorian’izay dia maty ilay finday.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 28 décembre 2017 14:13

Iavoloha: Manga sy fotsy

Nampifety ireo mpiasan’ny prezidansa ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina mivady androany. Fotsy sy manga no loko, misongadina araka ny toromarika, izay koa no “dress-code” na lokon’ny fanamiana nanaovana.

 

Publié dans Tselatra

Notanterahin'ny lehiben'ny CIRGN eto Fianarantsoa omaly 27 desambra ny famangiana ny fianakavian'ny Zandary iray lavo nandritra ny iraka tany Ikongo andro vitsivitsy.

Nitondra ny teny fampiononana sy famangiana avy amin'ny filoham-pirenena izy tamin'izany. Fotoana ihany koa io mba ahenoana ny fivoaran'ny toe-draharaha misy any Ikongo.

Tontosa niaraka tamin'ny vahoaka any ifotony ny fifanarahana notarihin'ny filoha lefitry CFM sy ny prefen'i Manakara ary ny lehiben'ny Faritra Vatovavy Fitovinany.

Tapaka tao anatin'izany ny fagnina mba tsy hiverenan'ireny tranga ireny intsony amin'ny alalan'ny fifampiresahan'ny mpitondra sy ny solontenan'ny vahoaka ary ny raiamandreny ara-drazana raha misy tranga miseho.

Etsy an-daniny dia mbola tsy misy mpiambina ny fonja any Ikongo, miandry fanendrena vaovao ny tandrify izany andraikitra izany. Tsy ahitana solontenan'ny fitsarana ihany koa any an-toerana raha ny voalaza nandritra izao fihaonana izao.

13 no isan'ny olona nigadra niverina amin'izao fotoana izao. Anjatony mahery kosa no mbola karohina.

 

Publié dans Tselatra

Araka ny fanaony isan-taona dia tany amin'ny Akamasoa nahorin'i Pere Pedro Opeka i Mialy sy Andry Rajoeliny dimy mianaka no nivavaka ny andron'ny Noely 25 desambra 2017.

 

Publié dans Tselatra