Filtrer les éléments par date : mercredi, 27 décembre 2017
mercredi, 27 décembre 2017 11:27

Mahajanga: Akon'ny Krismasy

Niisa 15 ireo olona naiditra hopitaly ny 24 sy ny 25 desambra. 1 tamin'ireo naratra noho ny lozam-pifamoivoizana ary 2 kosa notafihan'ny jiolahy. Ny iray tamin’ireo maty vokatry ny aretina tazomoka ary ny hafa marary noho ny aretina tsotra.

Nisy 4 kosa ireo ankizy teraka tao amin'ny hopitaly PZaGa Androva ny andron'ny 25 desambra.

 

Publié dans Tselatra

Teraka ny misasak’alin'ny 24 desambra ny zazavavikely nomena anarana hoe Mazava Noelisoa, zanak’i Mazava Armel sy Rasoa, monina ao amin ny Fokontany Ambatofitatra, Kaominina Sambava. Zanaka faheefatry ny Ray aman-dreniny izy.

Nisy zaza enina no teraka tao amin’ny maternité CHRR Besopaka io andron'ny noely.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2