Filtrer les éléments par date : samedi, 23 décembre 2017
samedi, 23 décembre 2017 19:12

Mahajanga: Mirongatra ny fanafihana mitam-basy

Mila ho isam-pokontany no isehoan’ity tsy fandriampahalemana eto Mahajanga ity. Fokontany roa izao no nitrangana fanafihana mitam-basy omaly zoma 22 desambra alina, tokony ho tamin’ny 7ora teo, dia ramatoa iray mpivarotra fahana ao amin’ny Fokontany Ambovoalanana no lasibatra. Lasan'ireo jioalahy ny fahana rehetra niampy vola 70.000 Ariary ary nanapoaka basy ireo mpanao ratsy.

Nitrangana fanafihana mitam-basy koa tao Amborovy ka ramatoa mpivarotra no lasibatra. Jiolahy telo no nanafika ka lasa ny vola mitentina 1.400.000 ariary. Nenjehin'ny Fokonolona ireo jioalahy telo ireo ka niharan'ny fitsarambahoaka ny roa, ny iray kosa tafatsoaka.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 23 décembre 2017 19:08

Police Nationale

466 agents touchés par la suspension de solde.

 

Publié dans Fil info
samedi, 23 décembre 2017 19:07

Devises: L’Euro dépasse les 4000 Ariary

No comment.

 

Publié dans Fil info

Le fils du grand opérateur Malagasy Naina Andriantsitohaina, propriétaire de Niag, PMC, Prochimad, Ultima Média, a été kidnappé par des hommes lourdement armés hier vendredi 22 décembre vers 17h, au rond-point de Marais Masay devant le portail de leur maison.

Publié dans A la Une
Page 2 sur 2