Filtrer les éléments par date : mardi, 12 décembre 2017

Vehivavy iray sahabo ho 35 taona, mpivarotra saribao mandehandeha amin'ny bisikilety no maty nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ny sabotsy lasa teo saingy omaly vao hita ny razana.

Nividy siramamy sy kafe tao Antsenandrabary izy, ary nandeha nody tany Ilafy no nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ; sady voaolana no voarasarasa ny antsy ny vatany, avy eo dia natsipy anaty lavaka.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 12 décembre 2017 16:22

Toliara: Tapaka ny rano

Efa andro vitsivitsy izao no tsy misy rano mandeha eto antampon-tanànan'ny Toliara.

Ny andro mafana, ny rano vidiana lafo ny bidon, ny vary sy ny hanokotrana tsy mitsaha-miakatra ny vidiny. Ny fakitira Jirama tsy maintsy hefaina, nefa ambony vidy.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 12 décembre 2017 16:12

Voyage: Rajaonarimampianina vu à Paris

Le Président de la République est actuellement à Paris, il a été vu à l'hôtel Novotel quai de grenelle Paris 15 ème ce jour, accompagné de son conseiller spécial Mbola Rajaonah.

 

Publié dans Fil info

Tsy nanaiky ny fangatahan' ilay tovolahy nahabevoka an-janany ny renin’ilay tovovavy mbola mpianatra izay tratry ny vohoka tsy nirina ka nametraka fitoriana eny amin'ny Zandarimaria Sambava androany maraina.

"Ny 26 jolay 2017 no nandeha fadim-bolana farany ny zanako", hoy ny reniny, taorian’io dia lasa tany Ambodihazomamy, Kaominina Morafeno nipetraka tamina Raim-pianakaviana iray izay fati-dra amin'ny Ray aman-drenin-drazazavavy, nanomboka ny volana aogositra.

Tsikaritr'ireto farany ho niova anefa ny toe-batan'ilay zazavavy nony niverina hamonjy fianarana. Noheverina ho aretina ka nentina namonjy hopitaly, kinanjo rehefa nataon'ny mpitsabo ny fizahana dia voamarina fa mitoe-jaza ilay tovovavy. Teo koa ity farany vao nilaza fa niharan'ny fanararaotana ara-nofo nataon'ny zanak'ilay fati-dran'ny Ray aman-dreniny izy nandritra ny fotoana nijanonana tany ambanivohitra.

Niaiky izany ny voatoandro ka nanao taratasy voasonia fa hanolotra omby iray matavy sy vola 400.000 Ariary ; tetsy ankilany anefa dia diso fanantenana ny amin'ny hoavin'ny zanany ilay renin-drazazavavy ka nampakatra ny raharaha amin'ny mpitandro filaminana, ilay zazavavy rahateo efa tsy noraisin’ny sekoly nianarany intsony na dia kilasy 3ème aza.

 

Publié dans Vaovao
mardi, 12 décembre 2017 15:37

Trop bon, trop con: Le pardon facile

Les Malagasy ont toujours été connus vis-à-vis des étrangers pour leur gentillesse et amabilité. Depuis le milieu du 17ème siècle, du temps de Flacourt, dans la région de Fort-Dauphin, jusqu’au temps de la Colonisation, 2 siècles plus tard nous sommes des gens foncièrement bons, facilement « impressionnables » d’après Joseph Gallieni. Il semble bien que c’est notre comportement de base depuis nos origines.

Est-ce la conséquence de notre longue histoire tragique ? Probablement en partie, car nous avons souffert de déplacements forcés à plusieurs reprises: migration forcée depuis les rivages sud de Bornéo aux déplacements dus aux pillages, conséquences de la traite des esclaves initiée par les commerçants de la côte orientale de l’Afrique et des traitants européens majoritairement Français installés aux Mascareignes (Réunion, Maurice, Seychelles).

Malheureusement « le politiquement correct » nous empêche d’aborder ce pan réel de notre histoire. L’arrivée des missionnaires anglo-saxons, il y a 200 ans, sont venus nous apporter l’Evangile afin de « sauver nos âmes » en nous parlant de « pardon et d’amour » quitte à « aimer nos ennemis ».

Publié dans Editorial

Aty amin'ny Faritra Malaimbady, izay anjakan'ny tsy fahandriam-pahalemana tanteraka, dia efa tsy misy firy intsony ny omby angalarina, ka dia ny olona indray izao no alaina. Tsy miverina iny olona iny raha tsy mandoa vola amin'ny toerana iray, izay atoron'ireo dahalo ireo, lelavola 05 tapitrisa Ariary ny fianakaviana.

Halina tao amin'ny Fokontany Manga Rivotra, dia andian-dahalo 13 no nanafika tokan-trano iray, nofiraindreo ny antsibe ilay lehilahy iray namaly, lehilahy roa hafa kosa no nentin'izy ireo niaraka amin'izay entana zakany, ny finday, ny vola tao an-trano.

Raikitra ny fanarahan-dihan'ny fokonolona, ny Zandary vitsy no sady matahotra. Mandrahona amono ireo takalon'aina ihany koa ireto dahalo raha minday Zandary.

Ahian'ireto fianakaviana ny ain'ireto havany, satria raha tsy manome 05 tapitr'isa Ariary isaky ny olona nentiny dia firainy tendan'ireo olona ireo. Ny vola tsy misy, ny fijaliana efa tsy resahina.

 

Publié dans Tselatra

Fanambin’ny orinasa amin’ity taom-pambolen-kazo 2017-2018 ity ny havitana mamboly zanakazo hatramin’ny 10.000.000 fototra amina velaran-tany 10.000 ha.

Fambolena zanakazo kesika miisa 1700 fototra miampy zanakazo kininina safiotra 700 fototra no nisantarana izany tao Analatsara, Kaominina Ambohibary Distrika Moramanga ny faran’ny herinandro teo.

 

Publié dans Sociale
mardi, 12 décembre 2017 10:58

Cours des devises Madagascar

* 05 janvier 2015

1 Euro = 3112,86 Ariary = 15 564,30 fmg
1 Dollar = 2610,31 Ariary = 13 051,55 fmg

* 03 janvier 2017

1 Euro = 3504,47 Ariary = 17 522,35 fmg
1 Dollar = 3343,09 Ariary = 16 715,45 fmg

* 11 décembre 2017

1 Euro = 3781,27 Ariary = 18 906,35 fmg
1 Dollar = 3207,66 Ariary = 16 038,30 fmg

(Source Banque centrale de Madagascar)

 

 

Publié dans Economie

Tafiditra ao anatin’ny faha 70 taonan’ny Alliance Française de Tananarive dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alatsinainy 11 desambra ny varotra fampirantiana sary hosodoko mahakasika ny VALIHA, izay tsy hifarana raha tsy ny faran’ny herinandro.

Hisy seho lehibe amin’ny zoma ho avy izao manomboka amin’ny 7ora hariva iarahana amin’i Doné ANDRIAMBALIHA, RATOVO, ZAMBA, PIARAKANDRO, NDRIANA, MODA, NAIVOARIVELO, hampiangaly hamelona ny Valiha izay hita fa mien-danja hatrany ankehitriny.

Ny lohahevitra amin’ity seho ity moa dia nantsoina hoe VALIHA MITETY VAZATANY ;na VALIHA AUTOUR DU MONDE.

Misy ny fandraisana anjara amin’izany ka 5000 Ariary ho an’ny olon-tsotra ary 3000 Ariary kosa ho an’ireo mpikambana ao amin’ny AFT.

 

Publié dans Art et Culture
mardi, 12 décembre 2017 08:40

12 décembre

Journée internationale de la musique métal.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2