Filtrer les éléments par date : lundi, 11 décembre 2017
lundi, 11 décembre 2017 20:54

Oniversiten'i Mahajanga Marisarisa

Nidina an-dalambe nilanja sora-baventy ireo mpianatra voakasiky ny CODIS. Mivoatra hatrany ny fitakiana satria takian'ireo mpianatra ny hialan’ny filohan’ ny oniversite izay mitantana ankehitriny.

Tamin’ny zoma teo no vita ny CODIS rehefa nanomboka tamin’ny 5 desambra. Nandeha foana izany na zara fa tonga aza ireo mpianatra voakasika rehefa azo antoka fa naharay ny fiantsoana izay nalefa. Mpianatra 4 tamin’ireo 69 nahazo fiantsoana ihany anefa no tonga namaly ny antso nanatrika izany.

Raha ny fanazavan’ny filohan'ny oniversite dia, mizara telo mazava ny sazy nahazo ireo mpianatra, ankoatra ireo afaka madiodio, misy ireo nahazo fampitandremana fotsiny ihany, nisy ireo nahazo sazy mihatona ary misy ireo mahazo sazy mihatra arakaraka ny fiampangana azy avy.

Hatramin’ny androany, tsy mbola tonga eny ampelatanan’ireo mpianatra ireo ny valin’ny CODIS izao izy ireo manao hetsika izao indray.

Publié dans Vaovao
lundi, 11 décembre 2017 17:47

New York : Explosion près de Times Square

Explosion près de Times Square, centre de la ville, à la gare routière. 
 
 
Publié dans Fil info
lundi, 11 décembre 2017 17:00

Un héros qui a su se renouveler

Jean-Philippe Smet alias Johnny Hallyday a fait son dernier show samedi dernier devant 1million de personnes entre l’avenue des Champs Elysées, la Place de la Concorde et l’Eglise de la Madeleine pour son adieu définitif à la France.

« On a tous quelque chose de Johnny » a déclaré le président Emmanuel Macron, il est vrai que Johnny Hallyday, enfant de la rue et de la balle, restera pour toujours l’ « idole des jeunes » de toutes générations confondues, c’est l’idole de la France et pourquoi pas des Francophones.

A travers le temps, il a su s’adapter aux différentes tendances musicales, des chansons bien françaises, des Maurice Chevalier et Edith Piaf à Charles Aznavour et Jacques Brel (son idole à lui), à la nouvelle vague des Michel Berger, Pascal Obispo, Jean-Jacques Goldman et bien d’autres…

Publié dans Politique

Lors de la saisie du riz pourris mélangés avec du riz normaux jeudi dernier à Toamasina, le Task force a brûlé ce jour 1019 sacs de riz sur les 2310 saisis et scellés pour cause d'avarie.

Le reste, selon notre source attend le résultat du test de consommabilité.

Toujours, selon notre source, cette destruction n'a pas reçu l'instruction du Tribunal qui doivent être saisi du dossier, car mélanger expressément du riz pourris avec du riz normaux, en vue de les revendre à la population, constitue indéniablement une infraction consommée, et normalement les auteurs doivent être mis en prison. Les riz constituent des objets du crime, donc sa destruction doit être sur instruction du Tribunal et non pas du Task force.

Madagascar a adopté la Loi 2015-014 sur la protection des consommateurs, alors que celle-ci n'est pas respectée.

Des observateurs craignent dans cette affaire une manière de relâcher les Indopakistanais et se laver la face devant l'opinion publique que les riz sont déjà détruits.

 

Publié dans Fil info

Ho fanohizana hatrany ny asa eny ifotony ataon'i Députée Lanto Rakotomanga, dia nikarakara tournoi ny Mapar ao amin'ny boribory tany faharoa ny faran'ny herin'andro teo ka nandraisan'ny fokontany 24 anjara.


Tontosa ny sabotsy tolakandro ny demi-final ary atao amin'ny sabotsy heriny, 16 desambra, ny final izay hifanitsanan'ny Ambohipo amin'ny Tsiadana.

Izao no natao dia mba hisian'ny fifankatiavan'ny samy tanora ary ho firaisankinan'ny mpikambana.

Omby sy maillots no hatolotry ny Députée Lanto Rakotomanga ho valisoa amin'izany.

 

Publié dans Sociale

Tokantrano iray teo Ambohimangakely, Antananarivo Avaradrano no lasibatry ny fanafihana mitam-basy androany tokony ho tamin'ny 3ora maraina.

Novakian'ireo jiolahy ny varavaran-kazo ivelany, teo ampamakiana ny fitaratra tamin'ny varavarana anatiny ireo jiolahy no taitra ny tao an-trano, ka sady nandrehitra jiro no niantsoantso vonjeo.

Tamin'izay no nitifitra tamin'ny basy vita gasy teny aminy ireo jiolahy, izay telo no tazan'ny tompon-trano, manao fanamiana fitondra an'ady fanaon'ny Zandary, lava volo miendrika vehivavy ny iray.

Publié dans Tselatra
lundi, 11 décembre 2017 14:16

Morondava: May kila ny SOPEMO

Court-circuit no resaka mandeha fa niandohan'ny afo tamin'ny 9ora sy sasany maraina. Adin'ny telo aty aoriana, tsy voafehy ny afo. Potika tanteraka ny orinasa Société de Pêcherie de Morondava (SOPEMO) sy ireo hazandranomasina tao anatiny. Nifarimbona namono ny afo ny BNGRC, ny Kaominina ary ny ADEMA.

Mpiasa zato mahery no manodina ity orinasa ity.

Fifandrifian-javatra sa inona, fa ny 11 desambra 2014, telo taona katroka lasa izay, no nahamay ny orinasa mpanao siramamy SUCOMA tao Analaiva Morondava.

 

Publié dans Tselatra

Mbola fitiavana tsy folaka sa inona loatra ?

Ny alina ny asabotsy 09 desambra tamin’ny valo alina teo, raha iny handeha hantsaka rano ity tanora vavy kely ity dia nisy niandry tamin'ny maizina, ary tonga dia namely azy ka niantso vonjy maika, akory anefa ny hagagana fa ny vadiny teo aloha izay vao nisaraka taminy vao telo volana lasa izay ity namango azy ity.

Ny feo henony fotsiny dia hoe raha tsy ho ahy ianao dia aleo tsy ho an'ny hafa koa.

Nametraka fitarainana eny amin'ny Commissariat de Police Sambava ity Tovovavy vao 21 taona ity amin'izao ary manahy ny amin'ny ho avy.

Efa karohina kosa amin'izao ilay vadiny teo aloha.

Publié dans Tselatra

Petróleo Brasileiro S.A ou Petrobras est une entreprise (société) d'État brésilienne de recherche, d'extraction, de raffinage, de transport et de vente de pétrole. Elle est la première entreprise du pays et figure jusqu'en 2014 parmi les 15 plus grandes entreprises pétrolières mondiales. Après la plus importante augmentation de capital de l'histoire, réalisée pour 70 milliards de dollars en septembre 2010 à Wall Street, c'est selon le Forbes Global 2000 la huitième entreprise mondiale. Elle dispose d'une technique avancée pour le forage en eau profonde et ultra profonde, avec des records mondiaux de profondeur (2 km).

De l’autre côté du globe, Petronas, acronyme de Petroliam Nasional Berhad, est une entreprise malaisienne créée le 17 août 1974 dans le cadre de la Loi de 1965 sur les Sociétés d’Etat. Ainsi, le Gouvernement malaisien investit 3 millions de dollars US pour la création de la société. Celle-ci est toujours détenue par l’Etat malaisien, elle est de fait une entreprise publique.

Publié dans Editorial

Des tonnes de riz périmés ont été mélangés avec du riz sains et mis dans d'autres sacs jeudi dernier. Le Task Force de Toamasina, composé du service du ministère du Commerce, du Transport avec la Gendarmerie ont procédé au saisi et scellé de tous les produits. 2310 sacs de riz périmés et 6834 sacs de riz consommables sont saisis.

Publié dans A la Une
Page 1 sur 2