Filtrer les éléments par date : jeudi, 09 novembre 2017

Niantso mpanao gazety ireo Ray aman-dreny nonina tao amin’ny vohitra Moratsiazo Antaimby Sambava izay noroahina ary nopotehina fananana.

Miantso ny Benin’ny Tanànan’i Sambava izy ireo mba hijerena toerana azo hialofana.

Vokatry fandravana trano miisa 591, fa lasan’olon-tokana ny toerana, dia ankizy miisa 90 eo no voatery nijanona tampoka tsy niditra an-tsekoly noho fahasimban’ireo fitaovam-pianarana.

 

Publié dans Vaovao
jeudi, 09 novembre 2017 10:03

Analavory: Nirava ny fianarana

Rava ny fianarana rehetra ao Analavory Itasy izao maraina izao na sekolim-panjakana na sekoly miankina amin'ny finoana, tsy manaiky ny hakana hafanana amin'ny ankizy ny Ray amandreny sao lazaina fa voan'ny pesta ny zanany.

 

Publié dans Tselatra

L'ancien garde de seaux et ministre de la justice malagasy Charles Andriamiseza est recasé. Il est nommé en Conseil des ministres hier mercredi 08 novembre , Procureur Général près de la Cour d'appel d'Antananarivo.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 09 novembre 2017 07:54

09 octobre

Journée nationale de lutte contre le harcèlement scolaire.

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa