Filtrer les éléments par date : lundi, 06 novembre 2017
lundi, 06 novembre 2017 18:29

Pesta: Misy ny fanentanana

Manao fanentanana mampahafantatra ny momba ny PESTA ireo mpilatsaka an-tsitram-po na ireo Volontariat manerana ny boriborin-tany rehetra eto Antananarivo Renivohitra.

Manazava ny mety ho fitrangan’ny aretina sy izay ihaviany ary ny fomba isorohana azy.

 

Publié dans Tselatra

Taorian'ny nahavoatendry azy ho loholona sy nahavoafidy an'i Rivo Rakotovao ho filohan'ny Antenimierandoholona dia nitsidika ny tanànan'i Mahajanga izay sady toerana nahalehibe azy izy ny 04 novambra teo.

Toy ny mahazatra, fihetsiketsehana ara-politika sy fisehosehoana ny anton-dian'ireo delegasiona taty an-toerana. Notronin'ireo minisitra maromaro toy ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa Rasoazananera Monique, minisitry ny asa vaventy Razafimandimby Eric, minisitry ny fambolena sy ny fiompiana Randriarimanana Edmond, minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin'ny andrim-panjakana Harry Laurent Rahajason, ary ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Nepatraika.

Tonga taty an-toerana ihany koa ireo mpikambana vitsivitsy amin'ny Antenimierandoholona.

Publié dans Politique

Volkan Türk Vural- Ambassadeur de la Turquie à Madagascar a effectué, ce lundi 06 novembre 2017, une visite d’adieu à Jean Max Rakotomamonjy- Président de l’Assemblée Nationale au Palais de Tsimbazaza, après trois années de services à Madagascar.

Pour Volkan Türk Vural, cette visite n’est qu’un au revoir car il s’est dit satisfait de son séjour à Madagascar.

Quant au Président de l’Assemblée Nationale, qui était assisté par le Vice-Président Mahazoasy Freddie, et du Rapporteur Général Liahosoa Malement et du Secrétaire Général Ratsimba Andrianaivo Mamy lors de cette rencontre, a aussi réitéré son entière satisfaction à la mission qu’a menée Volkan Türk Vural à Madagascar.

 

Publié dans Fil info

Nanolotra fanohanana ara-bola fanampiny mitentina iray tapitrisa dolara ho an’ny governemanta Malagasy hiatrehana ny ady amin’ny valan’aretina Pesta ny Masoivoho Amerikana Robert Yamate sy ny Talen’ny USAID Michele Godette androany.

Na dia efa manomboka mihalefy aza io valan’aretina io dia manohy hatrany ny fanohanana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiaramiombon’antoka amin’ny ady atao amin’io valan’aretina io ny governemanta amerikana.

Tamin’ny fanombohan’ity valan’aretina ity dia efa nanome fanampiana mitentina 500 000 dolara ny governemanta amerikana.

Publié dans Tselatra
lundi, 06 novembre 2017 17:15

Andohatapenaka: Deux cas de peste bubonique

Les résultats des analyses confirment que les deux enfants présentant des symptômes de peste lors de leur arrivée à l’hôpital d’Andohatapenaka-Antananarivo, sont atteints de la peste bubonique. Ils y sont internés.

 

Publié dans Fil info

Narahana fampitana toromarika tamin'ny ray aman-dreny ireo fepetra ara-pahasalamana ho fiatrehana ny pesta eny an-tsekoly.

Nankinina amin'izy ireo ny fitazonana ny zaza mafampana any an-trano mba tsy hamonjy toeram-pianarana raha miseho izany.

Tsy nahenoana tranga pesta vaovao ny datin'ny 05 novambra mialoha io fiverenana an-tsekoly io. 2 sisa no olona manaraka fitsaboana izany eto Matsiatra Ambony dia ao Ambalavao sy Vohibato izany.

 

Publié dans Tselatra
lundi, 06 novembre 2017 16:07

Une administration de fanfarons

Il existe un adage malagasy qualifiant les fanfarons “Ny an-tratra tsy lavo, ka alao koa raimben’ ialahy" ( l’adversaire n’est pas encore vaincu et on dit déjà: "Fais venir aussi ton grand-père" ou un travail n’est pas encore achevé et on en réclame déjà un autre).

Ce proverbe ancestral résume à lui seul le comportement de l’actuelle administration Hery Vaovao ho an'i Madagasikara (HVM).

Certains organes institutionnels ne sont même pas mis en place alors qu’on parle de changer le mode de fonction du Fokontany et dans le cadre hypothétique d’un référendum constitutionnel. Selon l’article 152 de l’actuelle Constitution: “le Fokonolona, organisé en fokontany au sein des communes, est la base du développement et de la cohésion socio-culturelle et environnementale (alinéa 1), les responsables des Fokontany participent à l'élaboration du programme de développement de leur commune( alinéa 2)".

Mais avec une indemnité de misère de 30 000MGA (Ariary) par mois, peu de membres de bureau de fokontany arrivent à joindre les deux bouts, et surtout qu’ils sont même pas payés pendant plusieurs mois voire années ! Faire élire le bureau (président, vice-président et secrétaire) du fokontany au suffrage universel n’est peut-être pas une mauvaise idée en soi mais des élus ne doivent-ils pas toucher une rémunération mensuelle équivalente au prix d’une bécane au lieu des 30 000 MGA (indemnité du président mais non des autres membres qui touchent moins)?

Publié dans Editorial

Nanomboka tamin’ny enina ora maraina, androany alatsinainy 06 novambra, dia efa tomany sy antsoantso ary kiririoka no nanaitra ny maro teto Moratsiazo, izay tanàna vao niforona hita ato amin’ny Fokontany Antaimby, Kaominina Sambava.

Moratsiazo izay toerana mora nidirana tokoa fa sarotra azo noho ny fisian’ny ady tamin’ny mpandraharaha iray ka nandalo dingana maro vao tonga amin’ity fandravana trano an-jatony androany ity.

Naneho ny alahelony ireo mponina teto fa dia very vola satria tsy niditra fotsiny tato izahay fa nisy nivarotra ny tany ary tsy nisy ambanin’ny 2.000.000 Ariary izany. Ireo izay nivarotra ny tany dia andian’olona manana ny maha izy azy eto Sambava ary misy mpiasam-panjakana mihitsy nefa tsy misy hita intsony izy ireo amin’izao.

Publié dans Vaovao
lundi, 06 novembre 2017 14:14

06 novembre

Journée Internationale pour la préservation de l'environnement en temps de guerre.

 

Publié dans Fil info
lundi, 06 novembre 2017 13:57

Costa: Rébellion à bord?

A l'annonce de l'annulation de la touchée sur Madagascar du bateau croisière Costa, plusieurs centaines, sur les 1200 passagers à bord, ont manifesté leur mécontentement.

Publié dans A la Une
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa