Filtrer les éléments par date : vendredi, 03 novembre 2017
vendredi, 03 novembre 2017 18:29

Verrouillage du pouvoir: Utopie à Madagascar

Petit à petit se dessinent tous les manœuvres politiciens afin de verrouiller le pouvoir par l’administration Hery Vaovaon’i Madagasikara (HVM). A presqu’un an des prochaines élections présidentielles, Hery Rajaonarimampianina met en place ses dispositifs afin de se faire réélire pour un second mandat de 5 ans.

Une poignée d’observateurs pensaient une année de cela que le Chef de l’Etat allait suivre l’exemple de François Hollande ayant renoncé pour un 2ème terme de présidence à cause de son impopularité. Malheureusement on est à Madagascar et malgré le fait d’être mal vu par la majorité des Malagasy, le Président s’accroche à son fauteuil et désire retrouver une nouvelle légitimité après les élections de 2018.

Pour passer les 4ans de pouvoir, l’administration HVM n’a pas hésité à utiliser la politique des « mallettes » pour courtiser l’Assemblée nationale et éviter les « empêchements » et « autres motions de censure » à son encontre.

A force d’arroser d’Ariary tout ce qui bouge, les scandales de corruption ont été multipliés par 3, voire plus. Claudine Razaimamonjy n’est qu’un cas parmi tant d’autres. Les médias sont sous contrôle gare aux dérapages, même si une relative liberté est accordée aux comptes gouttes, illustration de cela les rédacteurs en chef, et autres journalistes convoqués à la Brigade Criminelle.

Publié dans Editorial

Tsy mbola nanana izany trano fandidiana izany i Vangaindrano nandritry ny zato taona niorenany izay. Afaka 60 andro dia vita ny asa izay efa natomboka.

Nisy joro nataon'ireo Ampanjaka mba hitsofandrano ireo mpiasa hitantsoroka ny fanamboarana mba ho soa ho tsara tsy hanahy.

Mirefy 11mx15m ity trano vao haorina ho toeram-pandidiana ity.

Hanala fahasahiranana ny mponina izy ity satria dia entina any amin'ny faritra hafa ireo marary eto raha mila fandidiana.

Famatsiam-bola avy amin'ny fitondram-panjakana no hanamboarana azy ity.

 

Publié dans Tselatra

Araka ny tati-baovao hita ao amin’ny pejy fesibokin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena dia Mpianatra iray, classe de 8ème tao amin'ny sekoly Katolika "Jean 23" Isotry no voamarina fa namoy ny ainy noho ny aretina pesta areti-tratra ny sabotsy 28 oktobra 2017.

Nianatra ity zaza ity ny alarobia 25 oktobra ary nahiditra hopitaly ny alin'io. Efa nandray ny fepetra manoloana izany moa ny tompon'andraikitra. Misy moa ny "médecin inspecteur" izay manara-maso ny fitsaboana an'ireo ankizy iray kilasy tamin'ilay zaza.

 

Publié dans Tselatra

Ny fampiakarana ny sandam-bola malagasy, ny fampianarana maimaimpoana hatrany amin'ny oniversite, ny fitsabona tsy andoavam-bola, ireo no isan'ny mandrafitra ny vinam-piaraha-monina entin'ity kandida ity.

Izy no mpifaninana milaza izany filatsahan-ko fidiana izany voalohany eto Fianarantsoa na dia tsy mbola mivoaka aza ny tetiandrom-pifidianana.

Tsy ny tenako irery ihany no manao fampielezan-kevitra alohan'ny fotoana, hoy izy.

Ankoatry ny fiakarana haino aman-jery dia tsy misy, hatreto, ny famoriam-bahoaka ao anati'izany fandalovany maharitra herinandro izany.

 

Publié dans Politique

Ny 8, 9 ary ny 10 novambra izao no hiakatra Conseil de discipline ( CODIS) ireo mpianatra rehetra ao amin’ny oniversiten’i Mahajanga voasaringotra nandritra ireny korontana teny amin’ny campus ireny. Io no fanambarana nataon’ireo tompon’andraikitry ny oniversite nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety natao omaly alakamisy 02 novambra maraina teny amin’ny Kakal Mahajangabe.

Raharaha maro samihafa no iampangana ireto mpianatra ireto, araka ny efa nohamafisin’ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa tsy hisy ho avela afa-maina ireo rehetra nandray anjara tamin’ny korontana. Fikonokononana grevy, fanakanana ny lalana niditra ny campus, fandorana sy fanimbana bloc, fandrobana fananan’ny mpianatra, fifandratran’ny samy mpianatra sy ny maro hafa.

Publié dans Vaovao

Ao anatin'ny taom-piotazana jorofo tokoa raha ny aty amin'ny faritra Atsimo Atsinanana amin'izao. Kaominina miisa telo aloha ny maresaka râja tsena jorofo dia Masianaka, Matanga ary Manambondro.

Saika mitoby eto Vangaindrano tampo-tanàna anefa ireo vokatra ireo ary eto ireo collecteur no manangona izay azon'ireo mpanangona madinika.

Mitontaly 200 Ar isaky ny kilao ny tamberimbidy alaina ka ny 50 Ar any amin'ny Kaominina niaingan'ny vokatra ary 150 Ar aloa any amin'ny Faritra.

Raha izany no jerena dia tsy misy anjaran'ny Kaominina ambonivohitr'i Vangaindrano mihitsy fa dia matin'ny fofony eto ihany.

Publié dans Economie
vendredi, 03 novembre 2017 10:22

03 novembre

Journée Mondiale de la gentillesse.

 

Publié dans Fil info
B1 - Polyclinique
B2 - Toa