Filtrer les éléments par date : lundi, 27 novembre 2017
lundi, 27 novembre 2017 19:01

Mahajanga: Miparitaka ny taolam-paty

Taolam-paty iray gony, milanja 60 kilao indray no nisy nanary teny amin'ny Fokontany Tsararano Nosikely.

Zaza sendra nilalao no nahita izany ny sabotsy teo tamin'ny 5ora hariva ka niantso ny manodidina, ary ireto farany no nampandre ny Zandary izay nidina teny an-toerana niaraka tamin'ny BMHS.

Taolan-dava sy taolam-pohy avokoa ireto narian'olona ireto. Matetika loatra no nahitana taolam-paty miparitaka teto Mahajanga tampon-tanàna hatramin'ny fiandohan'ny taona 2017.

Raha ho an'ny BMHS manokana, ity no tranga fanimpolony nandalo tamin'izy ireo amin'ny raharaha taolam-paty misy manary. Matetika olona vao mitady mpividy no mitondra azy ireny ka rehefa tsy mahita olona hanjifa dia izao hariana izao.

Publié dans Tselatra

Depuis quelques années aux Etats-Unis, des attaques qualifiées de « terroristes » (bombe, snipers,…) sont faites par des individus fraîchement naturalisés américains originaires des anciennes républiques soviétiques : Ouzbékistan, Tchétchénie,…De confession musulmane, ces personnes se sont radicalisés, une fois qu’ils se sont fixées aux USA.

Est-ce le milieu des croyants locaux qui sont à l’origine de leur transformation? Leur difficulté de s’intégrer dans une société marquée par des valeurs Chrétiennes? Le rejet de la part des Américains?

Des études sont faites afin de comprendre leur motivation, car si c’est la situation internationale et surtout la politique américaine vis-à-vis des Etats musulmans en est la cause, cela est un peu douteux. Ces personnes vivent aux Etats-Unis signifient que dans leur grande majorité, ils fuient ou du moins évitent de vivre dans leur pays d’origine pour des raisons plus politiques qu’économiques.

Depuis quelque temps des personnes, surtout des hommes, portant des bagages sont vus un peu partout à Madagascar, pour nos concitoyens ce sont des « Arabes », ils y vont par 10 ou plus, portant leurs ballots errant partout.

Publié dans Politique
lundi, 27 novembre 2017 17:03

Elections 2018: Flou, mensonge et vidéos

Le président de la République Hery Rajaonarimampianina a déclaré dans une de ses interventions de cette fin de semaine qu’il n’y a pas pour le moment quelques intentions que ce soit d’organiser des élections anticipées et que le calendrier pour 2018 sera respecté.

En réalité ce n’est que du baratin, le vrai but est d’embobiner ses adversaires surtout ceux qu’il considère comme les plus menaçants. En entretenant le flou sur l’agenda électoral, il croit pouvoir les leurrer en les enquinaudant. En même temps, les bâtons dans les roues seront mis sur eux, du type de nouvelles réglementations sur les importations des kits de propagandes (tee-shirt, casquettes, etc.. ), application de décision de justice oubliée depuis 5 ans, barrage de candidature pour résidence non permanent à Madagascar (moins de 6 mois), détournements de d’argent public durant l’occupation de certains postes de responsabilité, gels de compte bancaire, interdiction d’entrée d’hélicoptères à but publicitaire, pas d’agents de sécurité étrangers…

La liste est longue mais cela finira par sortir de l’escarcelle de lois et décrets du Hery Vaovao ho an’i Madagascar (HVM) se rapportant aux élections 2018.

Publié dans Editorial
lundi, 27 novembre 2017 16:52

Evènement: Loko Race

Nifaly havanja ireo tanora tetsy amin’ny Stade annexe Mahamasina nanatanteraka ny LOKO RACE andiany faha telo.

Toy ny isan’taona dia mikarakara hetsika toy izao ny OKALOU izay mpikarakara mavitrika.

Kilalao izay niainga teny amin’ny Stade annexe Mahamasina ary nanodidina an’Anosy, izay fanatanjafan-tena miaraka amin'ny fifampitorahana amin’ny alalan’ny Loko artifisialy.

 

Publié dans Sociale

Tsy mandry fahalemana eto an-drenivohitry ny faritra Menabe. Halina izao dia kartie telo no notetezin’ny jiolahy niisa sivy eo, dia Avaradrova, Andabatoara ary Tsimahavao Be.

Lasibatra tamin’izany ny mpivarotra masikita, vehivavy handeha hiteraka any amin’ny hopitaly ary tokantrano iray.

Voasakana dia niverina tany an-tranony ireo mpitondra mpiteraka, nisy vaky loha niditra hopitaly, lasan’ireo jiolahy ny “radio carte” sy ny finday rehefa tsy nahita vola teo amin’ny mpivarotra maskita izy ireo, satria efa lasa nialoha ny mpivarotra nitazona vola.

 

Publié dans Tselatra

Niondrika tamin’ny alalan’ny moka foy 2 no 1 ny COSFA teo anatrehan’ny Fosa Junior avy any Boeny, izay lalao famaranana notontosaina tetsy amin’ny Kianjaben’ny Mahamasina omaly alahady 26 novambra 2017.

Izy ity moa dia lalao ao anatin’ny Telma Coupe de Madagascar.

 

Publié dans Sport

Tontosa ny alahady 26 novambra ny lalao famaranana fiadiana ny amboaran’ny seksiona Ambatondrazaka diviziona faharoa, nifanandrinan’ny AJA sy FC Voromanga Atsangasanga.

Nisaraka ady sahala 1 noho 1 ny roa tonta taorian’ny fe-potoana ara-dalàna 90 minitra. Mbola ady sahala 2 noho 2 indray taorian’ny 120 minitra nifaranan’ny fanalavam-potoana.

Niroso tamin’ny “tirs au but” namantarana ny mpandresy.
Namono 4 ny AJA, baolina tokana no tafiditry ny FC Voromanga Atsangasanga ary dia Lasan’ny AJA ny amboara.

Raha tsy misy ny fiovana dia hiatrika ny lalao inter section ny ekipa AJA, FC Voromanga, FC Mami ary ny FC Andrarabaribe.

 

Publié dans Sport

Vita ny tetezana ao Etsiriky hiditra ny tananan'i Matanga aty amin'ny Distrikan'i Vangaindrano ka ny Faritra Atsimo Atsinanana no niantoka ny fanamboarana, izay mitetim-bidy 22.000.000 Ariary.

Niteraka fahasahiranana ho an'ny olona tao Matanga ny fahasimban'izy ity satria tsy maintsy natao “transbordement” ny entana ka lasa niakatra ny vidim-piainana tamin'ny fiandohan'ny taom-panangonana jorofo ity.

Fa mbola miteraka fahasahiranana ny mampiasa ny lalana Matanga - Vangaindrano ny faharatsian'ny ampahan-dalana manomboka amin'ny fivilian-dalana miala ny RN12A mirefy 10km, izay ratsy dia ratsy amin'izao vanim-potoan'ny orana izao.

Manao antso ny Ben'ny Tanànan'i Matanga mba hanamboarana io lalana io.

 

Publié dans Sociale

Nanokatra ny hetsika fankalazana ny faha-90 taona nisiany ny gazety an-tsoratra Lakroan’i Madagasikara ny sabotsy 25 novambra lasa teo.

Famelabelaran-kevitra sy fampafantarana momba ny harena an-kibon’ny tany misy eto amin’ny Nosy no nanamarihana izany ka i Randrianasolo Brice no nandahatra.

Io hetsika io no antsoina hoe, Académie Populaire ka ny Amis de Lakroa no mikarakara izany eo ambany fiahian’ny pretra zezoita Rakotoarison Hilarion.

Ireo toerana ahitana vatosoa sy harena ambany tany azo trandrahana no voaresaka nandritra io fotoana io. Nisy ihany koa fizarana ny vina fiaraha- miasa azo ifarimbonana mba ahafahan’ny malagasy migoka ny vokatra azo avy amin’ny fihariana manodidina ireo harena voalaza ireo. Narahana fanontaniana azahoam-baliny ny fotoana, nizotra tsy misy tomika izany rehetra izany.

Publié dans Vaovao

Ils sont venus découvrir et apprécier le paysage dans le tsingy de Bemaraha, mais grande fut leur surprise au retour dans leur chambre d’hôtel car les devises (400 dollars, 1200 euros), ainsi que 400.000 Ariary et leur téléphone portable disparaissent sans qu’il y ait infraction.

Alertés, les Gendarmes sont venus faire le constat et ouvrir une enquête. D’après notre source, c’est le troisième cas de vol sans infraction dans cet hôtel, et ce sont des touristes étrangers qui en sont victimes.

 

Publié dans Tselatra