Filtrer les éléments par date : dimanche, 26 novembre 2017
dimanche, 26 novembre 2017 17:51

Sainte-Marie: Tonga aty koa ireo andiana Arabo

Misy andiana arabo syriana 4 mpitaridalana ny namany tonga eto an-toerana omaly sabotsy 25 novambra, nandeha vedety.

Androany alahady efa ho 20 mahery izy ireo no hitan'ny olona mibaby entana mitety tanàna tao Ilot Natte. Manahy ny mponina izay mpino Katolika ny ankamaroany satria tsy misy vaovao na fanazavana avy amin'ny fanjakana na ireo solontenam-panjakana eto an-toerana momba azy ireo.

Tsy mipetraka amin'ny hotely izy ireo fa manao mivezivezy eran'ny tanàna fotsiny miaraka amin'ny kitapo babena.

Manahy ny mponina fa ho zava-doza no hiseho eto an-toerana atsy ho atsy. Ny prefe tsy nahazoana fanazavana, ny Ben'ny Tanàna vao avy namita iraka tatsy amin'ny Nosy Maurice.

 

Publié dans A la Une
dimanche, 26 novembre 2017 17:14

Ambato Boeny: Tapaka ny lalana

Baka ankehitriny no iampitan'ny fiara mampitohy an'Ambato Boeny amin'Andranofasika vokatry ny fiakaran'ny rano taorian'ny rotsak'orana nisesy, ka nanapaka ny lalana.

 

Publié dans Tselatra

Trois montgolfières pilotés par des Belges, Français et Canadien débarquent dans le Menabe. Ces grands ballons gonflables sont vus sur l'allée de Baobab depuis ce matin.

 

Publié dans Fil info
dimanche, 26 novembre 2017 17:07

Coupe de Madagascar 2017

Fosa Junior bat Cosfa sur un score de 2 à 1 en finale.

 

Publié dans Fil info