Filtrer les éléments par date : mardi, 21 novembre 2017

Faisant partie des engagements volontaires d’Ambatovy, le marché de Moramanga sera inauguré ce jeudi 23 novembre. L’infrastructure est composée de six bâtiments en dur dont deux à étages, pouvant recevoir environ 1 000 commerçants.

La réhabilitation du marché de Moramanga, fait partie des 17 projets approuvés dans le cadre du Fonds d’investissement social créé en 2012 et doté de 25 millions de dollar pour financer les projets sociaux et d’infrastructure dans les régions d’implantation de la compagnie.

Ce fonds a été utilisé pour financer entre autres la construction du marché de bazary Be à Toamasina, celui de Brickaville, la réhabilitation de route à Ambatondrazaka…

 

Publié dans Sociale

En mission à Madagascar du 20 au 23 novembre 2017, Ramtane Lamamra, Haut Représentant de l’Union Africaine pour faire taire les armes en Afrique, accompagné du Représentant Permanent de l’Union Africaine, HAWA Ahmed Ioussouf, a effectué une séance de travail avec le Bureau Permanent de l’Assemblée Nationale dirigé par le Vice-Président Mahazoasy Freddie, Président de l’Assemblée Nationale par intérim, Jean Max Rakotomamonjy étant en mission à l’extérieur.

Cette séance de travail avait pour objet la situation politique à Madagascar.

 

Publié dans Politique

Depuis Paris, Alpha Condé président de l'Union africaine a réagi sur France 24 sur la démission de Robert Mugabe.


‘’Nous souhaitons que la transition et les élections ne soient pas mélangées’’.
Il estime que les élections peuvent avoir lieu l’année prochaine.

‘’La SADC (Communauté de développement d’Afrique australe) a un sommet aujourd’hui à Luanda. Nous allons communiquer pour être en accord avec la position que vont prendre nos amis de la SADC’’.

Le président guinéen de continuer qu'il souhaite que la personne qui va diriger la transition ne puisse pas se porter candidat à la présidentielle zimbabwéenne en 2018.

 

Publié dans Fil info
mardi, 21 novembre 2017 19:12

Zimbabwe: Niala i Mugabe

Niazakazaka ny toe-draharaha rehefa ny antokon'i filoha Mugabe mihitsy no nangataka ny fialany. Tsy nanaiky hatrany ity filoha antitra indrindra aty Afrika ity, 93 taona, ary 37 taona teo amin'ny fitondrana.

Nivory io hariva io ny parlemanta zimbabweanina mba hanalana azy, tsy tapitra akory anefa ny fivoriana dia novakiana teo anatrehan'ny parlemanta ny taratasy fialan'i Filoha Mugabe.

Ity Filoha ity moa dia nanosika mafy ny vadiny 52 taona hisolo azy, izay tsy neken'ny maro ny fitsabatsabahany amin'ny raharaham-pirenena.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 21 novembre 2017 18:34

Zimbabwe: Mugabe jette l'éponge

Le Président Robert Mugabe vient de démissionner pendant que le parlement a engagé une motion de destitution.

Le doyen des présidents africains, 93 ans, avec 37 ans au pouvoir a jeté l’éponge, avant qu'il soit destitué par les siens.

Liesse de joie partout.

 

Publié dans A la Une

Efa tamin'ny alarobia 15 novambra no nandefa hafatra farany ity sambo misitrika ity, nampilaza ny fahavoazany ao ambany ranomasina, any amin'ny 450km miala ny morotsiraky Argentine.

Fiaramanidina 10 ary sambo maro sy satelita no miaraka mikaroka ity sambo misitrika ity, izay misy tatsambo 44 ao anatiny, fa hatreto dia tsy mbola nahitam-bokany ny fikarohana.

07 andro ihany anefa no ahafahan'ity sambo misitrika 65 metatra ity manamboatra rivotra iainana, dila izay ka mbola tsy tafakatra ety ambony izy dia ho sempotra ao avokoa ny tatsambo.

 

Publié dans Tselatra

Andro vitsivitsy izay no niditra antsehatra ny miaramila any Zimbabwe, ka notanana amin'ny toerana manokana ny Filoha Mugabe 93 taona.

Mangataka ny fialany ny maro, na ireo antoko iray aminy aza, fa tsy manaiky hiala i Mugabe.

Nampiantso filankevitry ny minisitra izy androany talata 21 novambra, fa minisitra 05 ihany no tonga, fa niletika avokoa ny maro, rahateo amin'izao dia mivory ny parlemanta zimbabweanina hanala an'i Mugabe tsy ho filoha intsony.

 

Publié dans Tselatra

Nandritra ny bemidina nanao “opération ramiraoka” na fisavana ireo harato tsy ara-dalana ampiasain’ny mpanjono madinika miandriaka an-dranomasina, nataon’ny Talen’ny jono sy ny Ben’ny Tanànan’i Sambava omaly alatsinainy 20 novambra tamin’ny 10ora sy sasany no nahitana vatana mangatsiakana tovolahy iray nisaringotra tao anaty harato be antsoina hoe : “ramiraoka” irony.

Niboridana, ary nisy ratra tamin’ny lohany tamin’ny fotoana nampakarana ny razana avy ao anaty ranomasina.

Tovolahy, 28 taona, avy any Antananarivo ary manao asa varotra madinika eto Sambava izy io. Telo lahy izy ireo no miara-mipetraka. Tsy nisy fanambarana fahaverezana olona na olona natelin’ny ranomasina voarain’ny manampahefana teto an-toerana. Tranga izay mampiahiahy.

Nosamborina nanaovana fanadihadiana avy hatrany ireo miara-mipetraka aminy, hamantarana ny marina manodidina ity faty olona ity.

Publié dans Vaovao

Tovolahy iray tokony ho 30 taona eo no nisy namono tamin'ny fomba feno habibina tao amin'ny fokontany Aranta. Notsatohana tamin'ny vy maranitra teo amin'ny lohany ka izay no nitarika ny fahafatesany.

Ireo zaza nilalao teny amoron-dranomasina no nahita ny vatana mangatsikany ny marainan'ny talata 21 novambra tokony tamin'ny 10 ora teo.

Mpiasa lakana sy mpivarotra filao no ahafantarana azy ary any amin'ny fokontany Mahavoky no toeram-ponenany.

Efa teny an-toerana ny mpitandro filaminana sy ny BMHS nanao ny fijerena rehetra.

Tsy fantatra hatreto ny tena zava-nisy nahatonga izao vono olona mahatsiravina izao. Misokatra avy hatrany ny fanadihadina hoy ny tomponandraikitra.

 

Publié dans Tselatra

Après le coup de force des militaires, c'est autour du parti du président lui même qui le demande de démissionner mais Mugabe refuse d'abdiquer.

En ce moment le parlement zimbabwéen est en réunion pour discuter de la destitution du Président.

Mugabe est toujours retenu en résidence surveillé, pendant qu'une foule entoure le Parlement demandant sa démission.

 

Publié dans Internationale
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa