Filtrer les éléments par date : vendredi, 17 novembre 2017

Nanomboka teny amin’ny Forello Expo Tanjombato omaly alakamisy ny SALON DE L’HABITAT 2017 andiany faha 19.

Toy ny isan-taona dia maro ireo vokatra ampirantiana eny an-toerana.
Ny mampiavaka azy amin’ity taona ity dia ny fisian’ilay SYMPOSIUM INTERNATIONALE izay karakarain’ny PREMIERE LIGNE ihany ny 28 ka hatramin’ny 30 novambra ho avy izao, izay atao eny amin’ny CCI Ivato, ho hita eny ny tantara, civilisation ary ny kolon-tsaina.

(Sary Sobika)

Publié dans Economie

Sœur Suzanne BARBOT passe 53 ans de Mission à Madagascar. Elle est décédée le 16 novembre 2017 à l'âge de 90 ans, après avoir reçu la dernière onction et l'ultime communion qui la soulagera du mal dont elle se plaignait discrètement.

Elle a marqué la vie de milliers de patients de par sa vocation en tant que pédiatre et spécialiste de maladies tropicales. Infatigable diagnosticienne, cette fonctionnaire de l'Etat malagasy auprès du CHU Tambohobe fut décorée Grand Officier de l'Ordre National Malagasy. Elle a également marqué le Lionisme international d'après le témoignage d'un membre du club à Fianarantsoa.

De sa vie de religieuse, l'on retient particulièrement la prise d'habit en 1962, son arrivée à Madagascar en 1964, ses vœux en 1966 et la retraite en juin 1998.

Publié dans Sociale

La Chambre des Mines de Madagascar (CMM) organise sa première Conférence Annuelle à Ivato du 16 au 17 novembre 2017.

Cette conférence permettra aux différents acteurs d'échanger sur les points forts et les points améliorer du secteur minier.

La Chambre des Mines de Madagascar a pour mission d'encourager, de promouvoir et de protéger les investissements miniers à Madagascar dans les respects des lois en vigueur.

 

Publié dans A la Une

“Manaraka ny hafatrafatra farany napetraky ny raiamandreny Pr Zafy Albert izahay”, hoy i Rakotovahiny Emmanuel ka “manohana izao filatsahan-ko fidiana filoham-pirenena izao”. “Tsy hanao politikan'ny "Chaise vide" intsony ny antoko”, hoy izy nanamafy izany.

Noho izany dia nitarika ny fihaonan'ny kandida Omer Beriziky tamin'ireo Olobe eto Fianarantsoa ny tenany ary dia nanotrona ny fanazavana ireo Toky Folo omen'izany kandida izany.

Maro ny lafin-javatra notsidihina tao anatin'ny fifampiresahana fa ny baraingo napetraky ny mpanao gazety taminy dia ny hoenti-manana hanatanterahana ireo vina ireo raha lany filoha mitantana ny firenena izy.

Publié dans Politique

Tontosa ny maraina teo teny amin'ny efitrano fivorianan'ny Bloc Administratif Ampisikina ny fifamindram-pitantanana teo amin'ny talen'ny sampandraharaham-paritry ny Rano, ny angovo ary ny akoran'afo vaovao, Vavizara Sylvie sy ny Talem-paritry ny ministeran'ny rano, fidiovana ary fanadiovana eto amin'ny faritra Boeny teo aloha, Ranaivosoa Tahirisoa.

Taorian'ny nanakambanana ny ministera roa tonta dia nivoaka io fanendrena vaovao io tamin'ny filankevitry ny minisitra ny 08 novambra teo.

Efa nandritra ny 5 taona sy efa-bolana no nitantana ity sampan-draharaha ity ny tale teo aloha tamin'ny fampiodinana ny asa rehetra ary voatendry ho talem-paritry ny Angovo sy ny rano ary ny akoran'afo izao voatendry any amin'ny faritra Atsimo Andrefana izao.

Tsy maintsy mbola manavao rafitra vaovao indray ny sampandraharaham-paritra eto Boeny mba ahafahana mampiodina ny asa. Mbola ny famatsiana rano fisotro madio sy ny ady amin'ny fangerena ankalamanjana no laharam-pahamehana aty amin'ny faritra Boeny.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 17 novembre 2017 11:47

Colliseum Antsonjombe Kit scolaire

Colliseum Antsonjombe Kit scolaire - 15 novembre 2017.

No comment!!

Publié dans Sociale
vendredi, 17 novembre 2017 11:06

Chaos à l’Assemblée Nationale

La chambre basse vit sa dernière année de mandat, en effet on procédera à la reconduction ou au remplacement de ses membres en même temps, ou juste après les élections présidentielles en 2018.

Pour beaucoup d’observateurs des ressemblances existent entre les parlementaires cuvées 2013-2018 et ceux de 1993-98 ayant empêché le professeur Zafy Albert.

Durant ces 2 mandatures, à presque 20 ans de différence, le comportement des députés de Madagascar n’a guère changé, voire s’est empiré. A cette époque, de régime parlementaire, un premier ministre a été nommé sans aucune majorité mais grâce aux mallettes de Fmg, il a pu administrer le pays pendant 2 ans et 2 mois (10 août 1993 - 30 octobre 1995) ! La corruption a bel et bien augmenté à cette période.

2 décennies plus tard, rien de nouveau sous le soleil des tropiques, effectivement nous vivons sous un régime de démocratie semi-parlementaire. Un homme politique occidental a bien dit que la « démocratie est un luxe que peut se permettre les pays développés » ou du moins les Etats ayant atteint un niveau de vie au -dessus de 5000 US $ le PIB.

Publié dans Editorial

Diso ny filazana fa misy "carrière" fitrandrahana vato nipoitra eto amin'ny tananan'i Fianarantsoa. Toeram-pitsangatsanganana iray antsoina hoe : Anosy no nisy nanary vato tsy misy vidiny ara-barotra intsony.

Ireo karazam-bato ireo no hitan'ny olona nandalo ka nahantonga ny resabe nanomboka ny sabotsy 11 novambra lasa teo, nitohy ny fiandohan'ny herinandro ary dia nazahoana fanazavana amin'izao fotoana izao.

Toerana asiana fanatsarana araky ny tetikasa PADEV (Projet d'Appui au Développement des Villes) ilay izy. Misitraka izany vina fanatsarana tanàna izany ihany koa i Antsiranana sy Toliara.

Publié dans Sociale

Tonga ao amin’ny Hopital CHRR Besopaka eto Sambava ny alarobia 15 novambra maraina teo ny tovolahy iray 24 taona, maratra mafy voafira antsibe noho ny ady tany niseho ny alatsinainy 13 novambra tao Ambohipoana, Kaominina Antindra. Ady tanimbary izay efa niakarana hatrany amin’ny Fitsarana no niitatra amin’izao fifamonoana izao.

Ankoatra ity tovolahy ity dia naratra voatsatoka lefona ihany koa ilay niady taminy.

Naneho ny alahelony ny mponin’Ambohipoana noho ny fahataran’ny fahatongavan’ny mpitandro filaminana izay efa nampandrenesina mialoha fony ireto olona ireto nikononkonona hifamono, ny Fokonolona rahateo tsy nisy sahy niditra noho ny fahitana ny lefona sy ny antsibe nirangaranga tamin’io fotoana io, ka efa nifamono sy latsa-drà vao tonga ny Zandary avy ao Amboangibe nijery ny zava-nisy.

 

Publié dans Vaovao
B1 - Polyclinique
B2 - Toa