Zimbabwe: Mugabe refuse de démissionner
Robert Mugabe placé en résidence surveillé, par des militaires hier, refuse de démissionner.
Les militaires insistent qu'ils n'ont pas fait de coup d'Etat mais veulent protéger le pays contre des brigands autour du président.
Fianarantsoa: Tapitra ny telo volana famongorana ny tsy fandriampahalemana
"Misaotra ny Fanjakana tamin'ny fanambarana miezinezina feno fasahiana sy fahavononana ny amin'ny famongorana ao anatin'ny telo volana ny tsy fandriampahalemana sy ny nanaovana faritra filamatra an'i Matsiatra Ambony", hoy ny Komitin'ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F).
Nanao antso avo momba izany indrindra ireo mpikambana, ity andron'ny alakamisy ity mba ho fanairana hatrany ny governemanta fa mbola mitohy ny fandravana fananana sy fanalana aina aty amin'ny faritra.
Manamafy ny K3F fa nanao ny andriakitra tandrify azy ireo tamin'ny fanomezana ny karazan'olona tafiditra ao anaty ny tambazotran'ny mpanao ratsy.
Éducation pour tous dites-vous ?
ADOPTION DE TEXTES REGLEMENTAIRES
Au titre du Gouvernement, trois Avant-projets de Loi ont fait l’objet de débats, en profondeur :
- Avant-projet de Loi organique relative au régime général des élections et des referendums.
- Avant-projet de Loi organique relative à l’élection du Président de la République.
- Avant-projet de Loi organique relative à l’élection des Députés de l’Assemblée Nationale.
Sarobaratra-Maevatanana: Dahalo 70 lahy mitam-basy nanafika
Lasan’ireo dahalo ny omby miisa 150 tao an-tanàna, ny alin’ny talata 14 novambra teo. Tsy nipetra-potsiny ny Fokonolona nampian’ny Zandary enin-dahy avy ao amin’ny Poste Avancé Sarobaratra, nanao fanarahan-dia.
Taorian’ny dia an-tongotra naharitra ora valo, nifankatratra ny dahalo izay nanana basy enina sy ireo mpanaradia. Henjana ny fifampitifirana. Vaky nandositra ireo dahalo rehefa tsy nahatohitra, ka tafaverina avokoa ireo omby niisa 150.
Sambava: Mpianaka tratry ny fanampoizinana ara-tsakafo
Renim-pianakaviana iray no nalemy tampoka tsy naharay tena vao avy nisakafo hariva, na ny tranony aza tsy mbola voahidy. Ny zanany vavy kely 11 taona anefa tsy tao, fa natory tany amin’ny zokiny izay mipetraka any Antognopahitra.
Ny talata tamin’ny 11ora alina vao nanomboka nahatsiaro saina, ka niarina kely ilay ramatoa kinanjo nony naniratra ny masony dia indreo fa dahalo no efa ao an-trano. Niantso vonjy avy hatrany ilay ramatoa ka nitsoaka ireo olon-dratsy. Lasan’izy ireo ny volam-barotra mitentina 1 tapitrisa Ariary tao anaty vatasarihana.
Nifamonjena ilay ramatoa, izay tsy mbola nisy nahafantatra inona ny antony nampalemy azy raha tsy efa tonga nijery azy ny mpiasan’ny fahasalamana.
Nony atoandron’ny omaly alarobia tamin’ny 11 ora, raha tonga avy nianatra ilay zanany vavy kely 11 taona, dia nilaza fa nangetaheta ka nangataka rano hosotroina. Vao avy nisotro rano tao an-trano koa anefa ilay zaza dia nalemy tsy maharay tena ary nentina any amin’ny mpitsabo.
Ambatoria Est: Olona telo matin’ny fitsaram-bahoaka
Mandriaka ny rà io maraina izao io ao Ambatoria Est, Distrikan’i Bealanana.
Nisy olona miisa sivy, voalaza fa nandrava (nanafika) trano tao amin’ny Fokontany Anjiameva, Kaominina Ambatoria Est. Voasambotry ny Fokonolona ny telo amin’ireo, lahy antitra 60 taona ny iray ; tsy nisy alaharo fa niharan’ny fitsaram-bahoaka avy hatrany ary dia maty tsy tra-drano.
Tsy natolotry ny Fokonolona ny Zandary ny olon-dratsy, fa dia nampiharan’izy ireo ny fitsaram-bahoaka, na dia voararan’ny lalàna aza izany.
Eo ampikarohana ny enina hafa, niray tsikombakomba tamin’ireo, ny Fokonolona amin’izao.
16 novembre
Journée Internationale de la tolérance.
Arnaque : Un couple Karana simule une maladie, pour s’évaporer
Le couple de Karana, opérateur très connu de la place surnommé Be matelas, a été arrêté par la police. Puis, la section de recherches criminelles de la Gendarmerie est saisie de l'affaire. Les personnes en cause devraient être déférées au Parquet du Tribunal de première instance de Toamasina ce jeudi, mais contre toute attente, le Karana aurait simulé une maladie pour s’évaporer.