Filtrer les éléments par date : jeudi, 26 octobre 2017
jeudi, 26 octobre 2017 23:02

Andohatapenaka: Forum de la Diaspora

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany alakamisy 26 oktobra tetsy amin’ny village voara Andohatapenaka ny Forum de la Diaspora, izany hoe fihaonan’ireo am-pielezana Malagasy izay monina any an-dafindrika koa misy araka izany ny trano eva izay andraisan’ireto farany anjara, misy ihany koa eny ny ady hevitra.

Ity Forum ity moa dia tsy hifarana raha tsy ny sabotsy ho avy izao ary azo hidiran’ny sarababem-bahoaka.

 

Publié dans Sociale

Le Ministère des affaires étrangères dispose désormais d’un Centre de délivrance de passeport diplomatique et de service biométriques. Le lancement de ces nouveaux documents de voyage pour les dirigeants, responsables étatiques et agents de l’Etat a eu lieu ce 26 octobre, en présence du Président de la République et de son épouse, ainsi que de plusieurs membres du Gouvernement.

Selon les explications du Ministre des Affaires Étrangères, Henry Rabary-Njaka, le nouveau passeport diplomatique malagasy est de la dernière génération, dans le domaine biométrique.

 

Publié dans Fil info

Une collecte de signatures est en cours à Tsimbazaza pour une motion de censure du gouvernement Solonandrasana Mahafaly Olivier. Quarante députés auraient déjà apposé leur signature au projet.

A cette allure, le premier face-à-face entre les députés et les membres du gouvernement Mahafaly Olivier, prévu les 23 et 24 novembre risque d’être explosif.

 

Publié dans Fil info

Nitrangana voina teny Tsaramandroso amin'ny lalam-pirenena faha-7 ny marain'ity alakamisy 26 oktobra ity. Fiarabe iray mianatsimo no nandona lehilahy iray ka nandavo ny ainy teo an-toerana.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 26 octobre 2017 13:54

Lancement de Blueline Business

Afin de mieux servir les intérêts de ses clients Entreprises, Blueline réorganise ses activités B2B sous le nom de

« Blueline Business ».

Blueline en quelques mots

Blueline est au service des Entreprises malagasy et internationales depuis plus de 20 ans.
Blueline est à la pointe de la technologie et de l’innovation depuis sa création en 1997 :

Publié dans Economie

Le Ministère de l’Economie et du Plan et la Région Boeny ont organisé un « dialogue économique aux fins de la conception d’un outil d’appui au développement régional pour l’effectivité de la croissance inclusive du Plan National de Développement (PND) - Région Boeny».

Pour ce faire, un atelier a eu lieu hier à l’hôtel les Roches Rouges Mahajanga.
Les acteurs économiques dans la Région Boeny se sont donc réunis afin d’approfondir, de débattre et de dégager des réflexions permettant d’avoir un document d’orientation stratégique qui se rapporte sur différents points, à savoir, les problématiques liées au développement des facteurs clés prédéterminés et identifiés pouvant stimuler la croissance inclusive dans la Région Boeny, les réponses concrètes pouvant transformer ces problématiques en opportunités, la sélection des actions prioritaires concrètes et ciblées susceptibles d’aider les décideurs dans leur prise de décisions et enfin l’identification des portes d’entrées pour chaque priorité retenue y compris les objectifs et les résultats attendus.

Publié dans Economie
jeudi, 26 octobre 2017 13:15

Toamasina: Efa tsara i Rah-Ckiky

Efa nivoaka ny hopitaly ilay mpihira malaza avy aty Toamasina izay namorona ilay hira "Vonjeo Soamahamanina".

Izy moa dia nisy nanafika tao antranony ny alahady 01 oktobra tamin'ny 3 ora maraina, ary nentina tany Antananarivo nanohy ny fitsaboana.

Ireo roalahy ahiana nahavanon-doza kosa, Barivelo Romain sy Ravony Marcellin, izay voalaza fa nandray nanjara tamin'ny herisetra ka namparatra mafy an'i Rah-Ckiky dia vosambotry ny Polisin'ny FIP Toamasina ny alahady 22 oktobra, ary raha ny fanampim-baovao dia efa tanana ao amin'ny fonjan'Ambalatavoangy Toamasina izy roa lahy ireo izao.

I Rah-Ckiky kosa dia hikarakara hetsika, ka hiseho sehatra ho an'ny vahoakan'ny Toamasina amin'ny 12 novambra ho avy izao.

 

Publié dans Sociale

Miampy ny hopitaly hitsabo ireo mararin’ny pesta eto an-drenivohitra. Hanampy ny efa misy toy ny eny Ambohimiandra, ny hopitaly manarapenitra eo Andohatapenaka.

Ny Croix-Rouge Malagasy no mandray an-tanana ireo mararin’ny pesta eny. Efa vory eny an-toerana ny fitaovana sy ny fanafody enti-miatrika izany. Misy fandriana 36 handraisana ny marary.

Ireo fitaovana sy ny fanafody ao an-toerana kosa dia ahafahana mandray an-tanana mararin’ny pesta hatrany amin’ny 40.000 isam-bolana, eny fa na mbola tranga mampiahiahy aza.

Tonga nijery ny fametrahana ireo fitaovana napetraky ny ekipan’ny Croix-Rouge sy ny Croissant Rouge ireo teny an-toerana ny minisitry ny fahasalam-bahoaka Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo.

 

Publié dans Tselatra

Efa ho roa volana izao ny pesta no nitranga ary mitohy mamono olona 10 isan'andro, raha nifanilika ny mpitondra foibe sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra teo, dia izao vao tapakevitra ny Kaominina Antananarivo fa hanomboka ny fanadiovana faobe izay notarihin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana mivady.

Nisy moa ny fiara manokana fanadiovana arabe izay ampiasaina amin'izany.

Hatreto aloha na ny foibe na ny Kaominina dia tsy manana paika amadihana izany fako izany ho lasa angovo na zezika fa dia asa vonjy maika sy vonjy tavan'andro lava, ka dia afindra eny Andralanitra fotsiny ireo fako sy ny aretina miaraka amin'izany.

Nilaza moa ramatoa Ben'ny Tanàna fa mila mandoa hetra ny mponin'Antananarivo raha mila fiara hafa entina anadiovana ny Tanàna.

 

Publié dans Vaovao

L’ouverture de l’année académique sera marquée ce jour par la cérémonie d’installation du nouveau président Pr Ranjeva Raymond au siège à Tsimbazaza.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa