Filtrer les éléments par date : dimanche, 22 octobre 2017

Mitam-basy sady sahy nifanandrina tamin’ny mpitandro ny filaminana ireto andian-dahalo nanafika tao Ambalamarina, Fokontany Ambatolahilava, Kaominina Mahazoarivo, Distrikan'Isandra ireto ny alin'ny zoma hifoha ny omaly sabotsy 21 oktobra. Mbola mpianatra amin’ny CEG, misy kilasy 6ème ny sasany amin’izy ireo.

Mafy ny fifandonana. Nisy maty tamin’ireo dahalo, nisy naratra tamin’ireo mpitandro ny filaminana. Dahalo dimy lahy voasambotra niaraka amin’ny basy kalachnikov roa sy basim-borona roa ary bala vitsivitsy.

 

 

Publié dans Tselatra

L’accident s’est produit hier samedi 21 octobre, entre Maromandia et Ambanja, à 45km avant l’entrée d’Ambanja sur la nationale 6. Ils étaient quatre à bord d’une voiture en direction d’Ambilobe pour assister à l’enterrement de l’ancien président Pr Zafy Albert.

Leur voiture a fait une sortie de route. Alexandre Edmond Beranto, ou Alex Beranto pour ses amis, un sénateur élu et tête de liste HVM dans la province de Mahajanga lors des sénatoriales de 2015, s’est cassé le bras.

Il est admis à la clinique Saint Damien d'Ambanja. Le sénateur a subit une intervention chirurgicale ce dimanche, mais il est hors de danger, comme les trois autres personnes se trouvant dans la voiture.

 

Publié dans A la Une
dimanche, 22 octobre 2017 18:15

Peste

Suspension des cours à l'Université jusqu’à nouvel ordre.

 

 

Publié dans Fil info

Tokony hiantsona eto Toamasina ny 07 novambra izao ny sambo lehibe Costa, mpitondra mpizahatany, saingy noho ny fisian’ny valanaretina pesta eto dia nanampa-kevitra izy ny hanodina ny diany roa voalohany amin’ity taona ity ho any Comores sy Mayottes aloha mandram-pahazoan’izy ireo toky amin’ny fanjakana malagasy sy ny Sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana (OMS) ary ny Médecin Sans Frontière (MSF) miara-misalahy mandringana ny pesta eto Toamasina izao.

Asa be no miandry ny ministeran’ny fizahantany tantanin’i Roland Ratsiraka hamerenana ny fitokisan’ny mpizahatany ho avy aty Madagasikara mba hanatrarana ny tanjona nofaritana amin’ny hahatongavan’ny mpizahatany 500 000 amin’ny 2018.

 

Publié dans Tselatra

“Tamin-kahalalahana tanteraka no nandraisan’ny DIDEC na ny fikambanan'ny Sekoly Katolika eto amin'ny Diosezin' Antananarivo ny fanapahan-kevitra hampiditra ny mpianatra ao aminy manomboka ny 25 oktobra, fa tsy amin’ny 06 novambra araka ny toromarika nomen’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

Noho ny mbola fisiana trangana pesta amin’ny faritra maro eto amin’ny firenena ka anisan’izany ny Renivohitra dia aleon’ny ministera mandray ny fepetra rehetra iarovana ny ankizy mba tsy ho tratry ny pesta eny anivon’ny sekoly, eny na mihemotra hatrany ary ny fidirana mianatra.

Publié dans Vaovao

L’Etat avait fixé la date d’ouverture de l’exportation de vanille pour le 15 octobre dernier, et normalement la liste de ceux qui auront l’agrément exportateur devait sortir avant cette date.

Après plusieurs micmacs et une 1ere liste sortie (pour approbation de la PNV), une soi-disant liste définitive est sortie mercredi dernier. Malheureusement, plusieurs exportateurs qui exportent et travaillent dans cette filière depuis plusieurs années n’ont pas eu leurs agréments sans qu’on leurs disent la raison: ils ont rempli les conditions exigées par le ministère concerné.

On les rassure en leur disant qu’il y aura une 2eme liste qui va sortir (quand ?). En attendant, ces exportateurs sont bloqués avec leurs envois prévus ces prochains jours, et leurs clients qui les ont pré-financés sont dans l’incompréhension totale.

Publié dans Economie

Nozaraina "aide d'urgence" na fanampiana vonjiranovaky manokana ireo mpianatra voaroba teny amin'ny campus Ambondrona sy ny cité Tsaramandroso. Nanao fanambarana mahakasika izany ny tompon' andraikitra.

90 tapitrisa no nomena ireo mpianatra 360 voakasik'izany avy amin'ny faritra samihafa manerana ny Nosy, ary ny ministeran'ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa no namatsy ny vola.

Nitentina 346.670.300 Ariary ny fatiantoky ny oniversiten'i Mahajanga tamin'ireny fahapotehana nandritra ny sakoroka nifanesisesy naharitra andro maromaro teny amin'ny campus Ambondrona ireny.

 

Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa