Filtrer les éléments par date : dimanche, 08 janvier 2017
dimanche, 08 janvier 2017 16:58

Grâces présidentielles 2017

PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE
-----
DECRET N°2017- 019
portant octroi de grâces générales à l’occasion de la nouvelle année 2017

LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE,
Vu la Constitution,
Sur rapport du Garde des Sceaux, Ministre de la Justice,
DECRETE :

Publié dans Sociale

Après l'incendie qui a frappé le marché de Valpinson avant hier à Toamasina, Juliana Ratsiraka, femme du Maire de Toamasina, a pris l'initiative de soutenir ces victimes d'incendie en leur donnant 50 tôles et des clous dans le but d'éviter un éventuel incendie prochainement.

Juliana Ratsiraka a incité tous les marchands à ne plus utiliser le « ravimpotsy » et « falafa » comme matériaux de construction du marché car ces matériaux sont souvent source d'incendie au niveau de ces marchés.

En espace de dix jours, deux marchés ont pris feu dans la ville de Toamasina.

 

Publié dans Fil info

Toy ny rà mikoriana ao anatin’i Andrianantenaina Amédé ny karaté. Efa io no fiainany, na polisy aza no anton-draharahany.

Publié dans A la Une

Malaza ratsy amin’ny fanafihana mitam-basy teto Toamasina izy ireo, ary mitondra moto “scooter” rehefa manao ny asa ratsiny. Maromaro ireo tranombarotra sy mpamongady efa norobain’izy ireo.

Telo lahy nenjehin’ny Polisy tao amin'ny Dépôt Analakininina ka i Sylvain sy Sampy no voasambotra fa tafaporitsaka niaraka tamin’ny basy poleta fitondran’izy ireo manafika ny iray namany.

Ao anatin’ny fanadihadiana azy roa lahy ny Polisy amin’izao, ka ny alatsinainy 9 janoary izy ireo no hatolotra ny Fitsarana.

 

Publié dans Tselatra

Nanome vola iray miliara Ariary hanatsarana ny biraon’ny ministeran’ny raharaham-bahiny malagasy sy sambo roa hanaraha-maso ny morontsiraka Malagasy ny Sinoa.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 08 janvier 2017 16:19

Andapa : Nirehitra ny birao fiasan’ny Jirama

Nanomboka tamin’ny misandratr’andro (10ora 50 minitra) teo ny afo. Ny Zandary eo ampita no nampandre ny fisian’ny afo nivoaka avy amin’ny birao.

Ora iray aty aoriana, tsy mbola maty ny afo. Tsy manana irony fiara mpamono afo irony rahateo ny tanàna, ka manano sarotra ny fifehezana ny afo. Ny nanavotra ireo trano manodidina ihany koa no nifandrombahan’ny olona.

Tsy mbola fantatra mazava hatreto ny niandohan’ny afo. Mbola tao anaty delestazy rahateo no nampirehitra azy. Mandeha ny fanadihadiana. Tsy voakasik’ity fahamaizana ity ny foibe famokarana herinaratra. Somary misintaka ny tanàna rahateo no misy azy.

Publié dans Vaovao

Hivaha tsy ho ela ny olana amin'ny jiron’ireo mponina eny Antanambao Sotema-Mahajanga izay miaina amin'ny fanaovana “branchement parasite”.

Tonga teny an-toerana ny depiote Rahantanirina Lalao na Ninà, voafidy teto Mahajanga-I, ny zoma teo nanolotra ny taratasy fifanarahana efa vita sonia miaraka amin'ny JIRAMA, izay hanao ny asa, sy ny prefektiora.

Vola mitentina 51 tapitrisa Ariary no hanatanterahana ity famatsian-jiro ity ary andrin-jiro miisa 16 no hanaovana izany.

Efa an-taonany maro no niainan'ireo mponina ny fangalarana jiro toy izao ary notapahan'ny Jirama izany nandritra ny fety teo ka niaina tanteraka tanaty haizin-kitroka ny mponina.

Publié dans Vaovao

Nikija ny orana taty Bekily Androy tato anatin’ny telo andro nisesy izay. Vokatr’izany dia rava ny tranon'ny Zandary, indrindra ny ipetrahan’ireo Zandary vehivavy.

Sahirana ny eto an-toerana na ny hasiana ireo Zandary traboina aza.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 08 janvier 2017 12:15

Andapa : Mirehitra ny Jirama

May amin'izao ny biraon'ny Jirama eto Andapa.
Mbola tsy fantatra ny nipoiran'ny loza.
Publié dans Tselatra
B1 - Polyclinique
B2 - Toa