Filtrer les éléments par date : vendredi, 06 janvier 2017
vendredi, 06 janvier 2017 21:48

Floride: Fusillade à l'aéroport

L’aéroport de Fort Lauderdale-Hollywood, en Floride, dans la zone de récupération des bagages, est actuellement le théatre d'une fusillade.

Bilan provisoire: au moins 9 blessés.
Le tireur a été arrêté.

 

Publié dans Internationale
vendredi, 06 janvier 2017 21:04

Iavoloha: Masoivoho

Tonga nanatevina ireo manakaja 1200 nasaina amin'izao fiaraha-misakafo sy lanonana fiarabana ny taona vaovao izao ireo Masoivoho monina sy miasa eto Madagasikara.

 

Publié dans Tselatra

Notafihin’ny dahalo ny tao Betsatsango, Fokontany Antsalovabe-Distrika Antsalova androany vao maraina.

Omby zato latsaka kely no lasan'ny dahalo tamin’izany ary nataon’izy ireo takalon'aina ny mpiarakandro.

Nanaradia ny Fokonolona sy ny Tafika fa mbola tsy tafaverina hatramin’izao.

Ity no halatr'omby voalohany nitranga tamin’ity taona vaovao 2017 ity taty Antsalova.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 janvier 2017 20:51

Mpiasam-panjakana

Nakarina 7% ny karama.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 janvier 2017 20:46

Fananan-tany

Nitarina enim-bolana ny tsy fandoavam-bola amin’ny famindrana fandovana.

 

Publié dans Tselatra

Voatondro ho jiolahy mpamaky trano ireto niharan’ny fitsaram-bahoaka ireto. Tany amin’ny Fokontany Fenoarivo, Kaominina Ambahy no nitrangan’izany omaly.

Ity no tranga fitsaram-bahoaka faharoa niseho tany amin’ny Distrikan’i Nosy Varika tao anatin’ny roa taona.

Nidina nanao fanadihadiana aty an-toerana ny Zandary avy ao Mananjary.

 

Publié dans Tselatra

Efa tafakatra 60.000 Ar sahady ny saran-dalana Antsalova-Maintirano amin’izao satria efa sarotra ny lalana noho ny orana.

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 janvier 2017 20:33

Antsalova : Telo andro tao anaty haizina

Tapaka efa telo andro izay ny jiro eto Antsalova. Lany ny menaky ny milina mpihary herinaratry ny Jirama eto an-toerana. Izay no voalaza fa mitarika izao fahamaizinan’ny tanàna izao.

 

Publié dans Tselatra

Noentanin-dry Samoela sy ny Antokom-pihira Vox Angeli ary ireo mpanakanto avy any atsimo ny lanonana nandritra ny fifampiarabana tratry ny taona teny Iavoloha.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 06 janvier 2017 20:14

TVM: Nampiasa Drone

Nampiasain'ny TVM ny Drone, izay an'ny Fiadidiana ny Repoblika, ampitana ireo vaovao teny Iavoloha.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2
B1 - Polyclinique
B2 - Toa