Filtrer les éléments par date : lundi, 30 janvier 2017
lundi, 30 janvier 2017 12:33

Chacun pour soi ?

Le nouveau décret interdisant les ressortissants, Yéménites, Irakiens, Iraniens, Soudanais, Somalien, Syriens et Libyens d’entrer aux Etats-Unis, signé dernièrement par le président américain Donald Trump a suscité de vives réactions négatives dans les quatre coins du monde.

Ayant promis une lutte effective contre toutes sortes de terrorismes, le nouveau président américain a ainsi décidé de fermer ses territoires à beaucoup de ressortissants musulmans.

Une décision qui n’a pas du tout, été digéré par certains chefs d’Etats européens et ceux des Etats islamiques frappés par cette interdiction. En montant sur leurs grands chevaux, ils estiment qu'en signant ce décret, Donald Trump, foule aux pieds les Droits fondamentaux de l’homme et le Droit des réfugiés politiques.

Hypocrisie, ou un réel souci des Droits de l’homme, mais en agissant ainsi, certains dirigeants des pays européens sont parfois incompréhensibles. Autant que faire se peut, des pays européens, à l’image de la France, ont tout fait pour ne pas délivrer des visas d’entrée dans leurs pays, plus particulièrement à l’Afrique noir.

Fort heureusement que la Turquie a accepté d’héberger ces réfugiés syriens en échange d’une somme assez importants d’euros, sinon, ces victimes syriens ne sauraient plus où aller.

Publié dans Editorial
lundi, 30 janvier 2017 12:31

Mahanoro : Six voleurs arrêtés

Six bandits armés ont été arrêtés, ce weekend, par les éléments du commissariat de la Police Nationale de Mahanoro. Pour la petite histoire, sept bandits dont Letoro et Popoly ont attaqué un vendeur de girofle, résidant à Ambohitsara , Commune urbaine de Mahanoro, District de Mahanoro même.

Aucune perte en vie humaine ni blessé à déplorer. Toutefois, ces voleurs ont mis la main sur une somme assez considérable de 5 millions d’Ariary. Le téléphone portable d’un des voleurs est tombé lors d’une course poursuite avec la Police, ce qui a permis aux forces de l’ordre de remonter jusqu’aux principaux auteurs du vol.

Publié dans Sociale

Amin'arivony, hiboka tokoa Stella, toerana nifanomezan'ny mpomba an'i Filoha Rajoelina fotoana hifampiarabana tratry ny taona 2017.

Tonga nanotrona ny Sekretera Nasionalin'i Toamasina Irmah Naharimamy ny avy ao amin'ny foibe, izay tonga maro tokoa, notarihan'i Sekretera nasionalin'ny Mahajanga ny Députée Rahantanirina Lalao dite Nina.

Teo ihany koa ireo Député maro ao amin'ny Mapar notarihin'ny Député voafidy avy any Morondava Mamod'Ali Hawel.
Nanotrona teo ihany koa ny Ben'ny Tanànan'ny Mahajanga, Mokhtar Salim Andriantomanga, izay lany tamin'ny anaran'ny Mapar.

Maro tokoa ny TGV nanafana ny fihaonana.

Nanotrona maro ihany koa ny foibe sy ireo fikambanana manohana an'i Filoha Andry Rajoelina CSANR.

Nampitondra ny teny fankaherezana moa ny Mpandrindra Nasionaly Christine Razanamahasoa, Députée lany tao Ambatofinandrahana.

Publié dans Politique

Maty tsy tra-drano raha avy tany Bemanevika avy namonjy lanonam-piangonana ity Kristianina ity ka hikasa hody any Ambodifamelona Ambodiangezoko.

Nony tao anelanelan-dalana izy no nirotsaka ny horam-baratra ary nifatratra tany aminy ny varatra, roa izy ireo no niaradia tamin'izany fa izy no maty tsy tra-drano fa ny iray kosa dia natsipin'ny varatra teny antanim-bary fa mbola avotra ity farany.

Omaly alahady 29 janoary teo amin'ny 4ora hariva teo no nisehoan'ity tranga mampalahelo ity.

Masiaka ny varatra aty Sava amin'izao fotoana izao ary efa manomboka mikotroko izany tamin'ity herin'andro ity.

 

Publié dans Tselatra

Enina taona ny fe-potoana niofanan’ireo Mpitandrina miisa 19 mianadahy izay nosorana ny andron’ny alahady 29 janoary 2017 teo amin’ny foiben’ny Fiangonana Jesosy Famonjena Fahamarinantsika eto Fianarantsoa.

Nahazo iraka manerana ny Nosy izy ireo ka hanatevina ny laharan’ireo efa mitàna izany andraikitra izany amin’ny sampana 240.

Notokanana nandritra ity fotoana ity ihany koa ireo Loholona 35 sy Evanjelista 2 hanampy eo amin’ny fanapariahana ny Vaovao Mahafaly eo anivon’izany Fiangonana izany.

26 taona nisiana ity Fiangonana mijoro ara-dalàna eto Fianarantsoa ity. I Pasitera Razafiarimanana Vololoniaina no mitarika izany amin’izao fotoana izao.

 

Publié dans Vaovao

Hier dimanche vers 19h15, à la fin de la prière du soir dans le centre culturel islamique de la ville de Québec, 2 hommes cagoulés, lourdement armés, ont fait irruption et ont tiré sur les fidèles rassemblés pour la prière du soir.

Le Premier ministre canadien Justin Trudeau a qualifié cette fusillade d'attentat terroriste contre des musulmans.

La fusillade a fait 6 morts et 8 blessés et les assaillants en fuite.

 

Publié dans Fil info
lundi, 30 janvier 2017 09:44

OJM: Fifampiarabana tratry ny taona

Notanterahana tetsy amin’ny gymnase Ankorondrano ny lalao izay nokarakarain’ny OJM na ny Ordre des Journalistes de Madagascar. Lalao izay natao ho fampiraisana ireo mpanao gazety ary koa ho fifampiarabana tratry ny taona 2017.

Nilamina an-tsakany sy an-davany ny fifaninana, ka norombahin’ny MIDI Madagascar ny amboara teo amin’ny taranja basket-ball izay nadavo an’ny ekipan’ny TVplus.

Lavon’ny ambasadin’ny Amerika kosa ny ekipan’ny Vidi-varotra tamin’ny lalao famaranana, izay nisaraka tamin’ny isa 3 no 2 teo amin'ny taranja baolina kitra.

Nohamafisina tamin’izany ihany koa ny sary famatarana ny OJM vaovao izay natolotry ny filoha mpitarika Gerard RAKOTONIRINA.

 

Publié dans Sociale

Fankalazana ny faha-50 taonan’ny fifandraisana ara-diplaomatika eo amin’i Madagasikara sy ny Fiketrahana Masina.

Publié dans A la Une