Filtrer les éléments par date : mardi, 03 janvier 2017

Ny 1 janoary 2017 tokony tamin’ny 7ora alina no nandalo tao Andampy, Kaominina Nosiarina ny fiara Peugeot 505 familial iray. Noho ny hamaroan’ny olona teo amin’ny lalam-pirenena dia tsy maintsy nandeha mora izy ka nandritra izany no nisarangotra tao aorian’ny fiara ilay ankizilahy 13 taona.

Araka ny fanazavana nomen’ny mpamily ilay fiara dia tsy nahita fa misy ankizy nisavika tao aorian’ny fiara nentiny fa nony tonga tany an-trano izy no nisy nandondona fa hoe : maty ilay ankizy nisavika ny fiara nentiny.

Tsy nino ny fanazavan’ilay mpamily ny fianakavian’ilay zaza maty.

Publié dans Vaovao

Mpivarotra finday eny amin'ny Vy Lava ity nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ity. Androany maraina no hitan’ny olona teo akaikin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy – Mangarivotra ny faty mihosin-dra.

Dian’antsy telo (3) no hita tamin’ny vatany, ka ny iray tafiditra lanina nahazo ny fony ary io no heverina fa nitarika ny fahafatesany.

Navelan’ireo olon-dratsy teo ny moto nentin’ity lehilahy ity. Moto izay voalaza fa hitadiavana mpividy ary tsy azy fa an'ny namany izay mpiara-mivarotra aminy.

Efa nalain’ny fianakaviana ny razana ary misokatra ny fanadihadiana mahakasika izao vono olona feno habibiana izao.

 

Publié dans Tselatra

Fomba mahazatra ny mpitatitra eto Antsirabe mialoha na aorian'ny fety ny mampiakatra saran-dalana. Tafakatra hatrany amin'ny 12 000 Ariary indray ny saran-dalana Antsirabe - Antananarivo amin'izao vita fety izao.

Sady efa ifandrombahana ny mpandeha no mbola ahitana fiakarany ihany ny saran-dalana izay 8 000 Ar raha ny tokony ho izy ho an'ny zotra rezionaly Antsirabe - Antananarivo.

Asa moa izay fepetra raisin’ny ATT momba izany fa dia manao izay danin’ny kibony ireo mpitatitra eto Antsirabe, izao vita fety izao.

Publié dans Tselatra
mardi, 03 janvier 2017 12:39

Disparition du Pr Randriamampandry

Le professeur Randriamampandry s’est éteint le 1er janvier 2017 à l’âge de 92 ans. Sa dépouille se trouve actuellement dans son domicile à Ambohijatovo Ivandry en attendant le programme des funérailles. Sans veillée ni fleurs.

Publié dans Fil info

Comme il a été promis par le gouvernement, les chefs fokontany ainsi que leurs adjoints au niveau du district de Marovoay ont perçu leurs indemnités de trois mois.

Certains fokontany, comme, ceux d'Antananarivo Renivohitra accusent un retard de plus de 6 mois.

Vivement la décentralisation, car ce sont les Chefs Fokontany qui font l'essentiel des relations avec les administrés, alors que même les taxes des marchands de tomates sont prélevés par la commune et rien pour le fokontany.

Il est à rappeler qu'un Chef fonkontany perçoit 30 000 Ariary, sa secrétaire et comptable entre 50 000 et 60 000 Ariary, travail en plein temps, même pas le SMIG, et va savoir pour les couvertures maladies.

L'Etat est complètement HORS LA LOI.

Publié dans Fil info
mardi, 03 janvier 2017 11:40

Saison sportive 2017 : Début en fanfare

Ouverture de la saison sportive pour toutes les fédérations sportives affiliées le 29 janvier 2017. Une course autour du lac Anosy marquera la journée.

En parlant de sport, rappelons que les athlètes malagasy honoreront de leur présence les jeux de la francophonie, discipline athlétisme, qui aura lieu en Côte d’Ivoire du 21 au 25 juin 2017.

Publié dans Sport
mardi, 03 janvier 2017 11:37

Betafo : Les voleurs sans répit

Un bandit de grand chemin a été tué et 28 têtes de bovidés ont été récupérées, le 30 décembre 2016, par les forces de l’ordre et le Fokonolona de la commune rurale de Matelona, district de Betafo.

Les voleurs ont profité de la période des fêtes pour proférer leurs méfaits.

Publié dans Fil info

Un ressortissant étranger a été intercepté par la brigade de police routière de la compagnie de la Gendarmerie de Maevatanana avec 18 kg d’hippocampe durant les fêtes de fin d’année.

Quatre voleurs de cloche ont également été arrêtés, toujours à Maevatanana.

Publié dans Fil info

Nandriaka ny rà tamin’ny lalam-pirenena faha 7 ny harivan’ny alatsinainy 2 janoary 2017. Fiara spriter iray avy any Tsarazaza-Fandriana no nifandona tamin’ny kamiao avy any Antananarivo, teo avaratr'Ilempona tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany tany ho any.

Vokany: 3 no maty tsy tra-drano ka ny mpamily ilay sprinter ny iray ary mpandeha ny roa, araka ny tatitra azo.

Publié dans Sociale
B1 - Polyclinique
B2 - Toa