Filtrer les éléments par date : jeudi, 26 janvier 2017
jeudi, 26 janvier 2017 21:26

Etats-Unis sy Mexique: Mihenjana ny tady

Araka ny teny efa nataon'i Filoha vaovao n'ny Etats-Unis dia anangana rindrina avobe manodidina ny sisitany ifandraisany amin'ny Mexique izy rehefa lany, ka dia nosoniaviny androany ny didim-pitondrana anatanterahana an'izany, ka voalazany fa ny Meksikanina no asainy mandoa ny vola rehetra lany amin'izany, mba anakanana ireo miditra antsokosoko ao Amerika.

Tokony nisy ny fihaonana tamin'ny roa tonta, nefa ny Tweet nalefan'i Donald Trump dia nilaza fa aza mandeha aty USA hoy izy ny Filohan'ny Mexique raha tsy anaiky andoa ny vidin'izany rindrina izany.

Tsy ela dia tonga ny valin-kafatra avy amin'ny Filohan'ny Mexique Enrique Pena Nieto fa fohanany ny diany any Amerika izay tokony atao ny 31 janoary izao.

Publié dans Vaovao

"Les Entreprises du Voyage (ex: Snav) Rhône-Alpes - Centre Est" tient sa convention annuelle du 22 au 29 janvier 2017 à Antananarivo, capitale de Madagascar.

Une cinquantaine de patrons d'agence de voyage français participent à cette convention. Ils ont l'opportunité de découvrir la Grande île tout en débattant du thème: "Pour grandir, nous devons changer".

Des séances de travail sont au rendez-vous, avec des groupements Malagasy du tourisme à l'instar de l'Association des Agences de Voyages de Madagascar, Go To Madagascar, l'Office Régional du Tourisme d'Analamanga (ORTANA) et l'Office Régional du Tourisme de Toamasina (ORTT).

Publié dans Economie

Le Ministère du Tourisme et l'Office National du Tourisme de Madagascar (ONTM) organiseront la 6e édition de l'International Tourism Fair Madagascar (ITM), du 8 au 11 juin 2017. Placé sous le thème du nouveau branding de la destination, "Madagascar, Treasure Island", cet événement des Iles Vanille se veut innovant et exceptionnel.

L’ITM sera innovant grâce à son transfert au Village VOARA (ex-Francophonie), un site d'exposition de 15.000 m2, disposant de 400 places de parking ; Innovant aussi par le nombre de stands prévu passant d'une centaine à 200 stands. L'ITM 2017 sera exceptionnel, grâce à la venue d'une centaine d'agences de voyages et tour-opérateurs étrangers, notamment ceux des marchés cibles. Sur invitation de l'Office National du Tourisme de Madagascar, ils viendront à Madagascar en eductour et visiteront les principaux spots touristiques du pays. Ces professionnels du tourisme rencontreront par la suite les opérateurs Malagasy participant au salon, pour discuter de nouveaux partenariats, renouveler des contrats et découvrir les nouveautés dans le secteur. Et pour donner plus de visibilité à la destination et à cet événement professionnel incontournable depuis 6 ans, 25 médias internationaux viendront couvrir l'ITM 2017.

Publié dans Economie

Tsy faly ny vahoakan’Antanimora, Distrikan’Ambovombe fa dia misy manakepoka ny vola izay tokony ho an’ireo zoky olona izay fanomezana avy tamin'ny alalan'ny Vatsin'ankohonana, fiaraha-miasa miaraka amin'ny banky iraisam-pirenena.

Koa naneho ny tsy fahafaliany ny solotenan'ny mponina avy any Antanimora Ambovombe, izay tonga eto Antananarivo, hitaraina sy hampiseho fa misy tokoa ny fanodikodinam-bola ataon’ireo mpizara vola amin’izany.

 

Publié dans Tselatra
jeudi, 26 janvier 2017 19:14

Iavoloha: fandraisana ny Filoha Tiorka

Noraisin’ny filohan’ny Repoblika Malagasy Hery Rajaonarimampianina ny filohan’ny Turquie Recep Tayyip ERDOGAN omaly toloakandro, teny amin’ny lapan’ny Iavoloha.

Nisy ny fanaovan-tsonia tamin’ny alalan’ireo ministera vitsivitsy ary anisan’izany ny ministeran’ny raharaham-bahiny, teo ihany koa ny fiarovam-pirenena ary ny ministeran'ny serasera ka tafiditra tamin’izany ny ORTM.

Tsy nahazoana akombaovao moa ny momba ny antondihan'ireto olona marobe efa fiaramanidina 5 nitondra azy ireo ireto. Tsy nisy rahateo fifanarahana ara-barotra nosoniavina.

 

Publié dans Tselatra