Filtrer les éléments par date : jeudi, 19 janvier 2017

Ils opèrent entre Savalaina, Brickaville, Ambodopolomosy, Marofody, Antanambe et Beforona sur la route nationale N°2.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 19 janvier 2017 23:12

JIRAMA: Le DG limogé

Nestor Razafindroriaka est limogé de son poste de Directeur général de la JIRAMA. Il en est de même pour le Président du conseil d’administration, Mohamed Rachidy. La décision a été prise en conseil des ministres de ce jour.

L’ancien ministre des Finances et du Budget Rasoloelison Lantoniaina est nommé Administrateur délégué de la JIRAMA.

Publié dans Fil info

Les militaires du RFI et de la FIGN ont été déployés en renfort et un couvre-feu a été décrété dans la ville de Vaingaindrano actuellement.

Toute circulation est interdite entre 18h heures et 6 heures du matin jusqu'à nouvel ordre, après l’émeute ce jeudi.

La ville est plongée dans le noir, le gas-oil manque à la Jirama.

 

 

Publié dans Fil info

Nivory teo amin'ny tranotsena ao Ivoamba ny Fokonolona ny marain'ity alakamisy 19 janoary ity manoloana ny zava-misy ao an-toerana. 500 eo ho eo no isan'ny olona tonga nanatrika izany.

Nitarika ny fotoana ny depioten’i Lalangina Rivotiana Richard Jean Bosco, voafidy ao amin'io distrika io. Ireo solontenan'ny fiarahamonim-pirenena namaly ny fanasàna kosa dia ny Fiantso, ny Lamina ary ny SIAM na Syndicat des Ingénieurs Agronomes de Madagascar. Tsy tonga ny lehiben'ny Distrika.

Voatonona tao anaty kabary ny tokony hisian'ny fifanantonana mba hifampiresahana ny ‘ty sy nday aterak'io fiaraha-miasa amin'ny Sinoa io momba ny fananganana valabe. Ilaina ny mangarahara mikasika ny pitsony rehetra manodidina io fitrandrahana io ka tokony aseho ny fifanarahana sy ny bokin'andraikitra aterak'izany.

Raha ny mikasika io ivontoerana io dia an'ny Fanjakana malagasy ny tany antsoina hoe : « Domaine privé de l'Etat », ka ny sampan-draharaha misahana ny fananan-tany no miandraikitra ny fitantana azy fa tsy an'ny Kaominina.

Publié dans Sociale

10%n’ny rano sisa no hita eo amin’io farihy manan-danja io, vokatry ny haintany. Atsanga sy ny fota-mainty no mameno ny toerana nisitahan’ny ranobe izay maha faritra fitsangatsanganana azy io.

“Azo anaovana tanimbary ilay ilany atsimo ritra amin’izao fotoana izao” hoy ny tompon’andraikitra misahana ny tetikasa fampidirana rano fisotro madio any an-toerana. Vokatr’izany dia simba ny endriky ny tanàna natao ho toerana fialamboly ho an’ny terantany Malagasy sy ireo vahiny mpizahatany.

Raha tsiahivina dia ny taona 1964 no navaozina io Farihin’i Sahambavy, Distrikan’i Lalangina, Faritra Matsiatra Ambony io.

Renirano notohanana izy io mba azahoana farihy lehibe hatrany amin’ny halavàna 1 kilometatra any ho any, hoy ihany ny tompontany.

Publié dans Art et Culture
jeudi, 19 janvier 2017 15:39

Vaingaindrano: Olona 3 voasambotra

Hatramin'ny maraina dia mirehitra ny tanàna, mikatona daholo ny fivarotana, mirefotra ny grenady mandatsa-dranomaso.

Ary io atoandro io dia misy olona telo nosamborin'ireo mpitandro ny filaminana.

Miakatra ny maripana.

Publié dans Tselatra
jeudi, 19 janvier 2017 14:43

Nosy be

Rajaonarimampianina vu ce jour sur l'île aux parfums.

 

Publié dans Fil info
jeudi, 19 janvier 2017 14:32

Vangaindrano: May ny tanàna

Mirehitra amin'izao ny trano rehetra manakaiky ny stationnement sy akaikin'ny bazar be, eo akaiky eo ihany koa ny banky BOA.

Vahoaka tezitra ny ao an-toerana amin'izao ary efa mifampitsitsika, fa izay manaiky handray vola raha misy ny kolikoly amin'izao raharaha mitranga izao dia hiharan'ny Dina ihany koa ka dia faty no miandry azy.

Kaominina 14 izao no miaraka mirohitra manampy ny Kaominina 3 teo aloha satria Kaominina miray Dina avokoa izy rehetra ireo.

Mandresy lahatra ny Sefo Distrika fa tsy misy manaiky ny Fokonolona.
Hatreto tsy misy mpitondra fanjakana foibe mitondra vahaolana na tonga any an-toerana.

 

Publié dans A la Une

Antananarivo, le 19 janvier 2017

Les rideaux se sont refermés sur la promotion fin d’année d’Airtel. C’est avec le sourire aux lèvres que les 9 derniers gagnants du grand jeu promotionnel Tanteraka ny Nofiko d’Airtel Madagascar ont quitté le siège de l’opérateur ce jour. Un signe distinctif surtout visible sur le visage de Fanomenzantsoa Domoinaniaina Hortensia qui a remporté le gros lot, une voiture utilitaire.

Publié dans Sociale

L’affaire de Mada Ranch ponctue l’actualité sur la situation de vols de zébus dans la région Haute Matsiatra. D’après le Commandant de la Gendarmerie Nationale sis à Fianarantsoa, 400 bovidés aux papiers non réglementaires ont été détectés à Ankaramena, District d’Ambalavao, là où se trouve la première implantation de cette initiative chapeautée par la Région de Haute Matsiatra.

Publié dans Sociale
Page 1 sur 2