Kitra-Mondial 2018: Hiady laharana faha-3 i Angletera sy Belzika
- samedi, 14 juillet 2018 10:30
- Sary Net
Hotanterahina anio sabotsy 14 jolay amin’ny 5ora hariva ao amin’ny kianjan’i Saint-Pétersbourg any Rosia ny famaranana kely amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra.
Hifandona amin’izany ireo ekipa roa raraka teo amin’ny dingan’ny manasadalana dia i Angletera sy Belzika.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.