Kitra-Mondial 2018: Hifandona i Brésil sy Belgique

  • mardi, 03 juillet 2018 15:49
  • Sary Net

Hifanandrina amin’ny lalao ampahefadalana amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra i Brésil sy Belgique.

Nanilika an’i Mexique tamin’ny isa 2 noho 0 i Brésil tamin’ny lalao ampahavalondalana, ary 3 noho 2 kosa no nandresen’i Belgique an’i Japon.

(Jereo sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.