Kitra-Mondial 2018: « Tirs au but » vao tafavoaka i Russie sy Croatie

  • lundi, 02 juillet 2018 19:25
  • Sary Net

Hihaona amin’ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra i Russie sy Croatie rehefa avy nanilika tamin’ny « tirs au but » 4 noho 3 an’i Espagne ho an’itsy voalohany, ary 3 noho 2 an’i Danemark ho an’ny faharoa rehefa samy nirava sahala 1 noho 1 taorian’ny 120 minitra ny lalao roa notontosaina omaly.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.