Kitra-Mondial 2018: Mpampidi-baolina be indrindra hatreto i Harry Kane

  • dimanche, 24 juin 2018 22:00
  • Sary Net

Lalao roa, namono baolina dimy i Harry Kane. Hatreto dia ity kapitenin’i Angletera ity no mpampidi-baolina be indrindra amin’ity fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity, taorian’ny andro roa nilalaovany hatreto.

Nampidi-baolina efatra avy kosa hatreto i Romelu Lukaku (Belgique) sy Cristiano Ronaldo (Portugal).

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.