Kitra-Mondial 2018: Tafakatra amin’ny ampahavalon-dalana ny Frantsay

  • jeudi, 21 juin 2018 21:52

Ekipa telo hatreto no efa mazava fa tafita ho amin’ny ampahavalon-dalana amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra taorian’ny lalao roa vitany, amin’ny telo atrehiny amin’ny fifanintsanam-bondrona dia i Russie, l'Uruguay ary France.

Efa naman’ny mangoron’entaka kosa, na mbola manana lalao iray avy hatrehina aza i Arabie Saoudite, Egypte, Maroc ary Pérou taorian’ny faharesena in-droa misesy azon’izy ireo avy tamin’ireo lalao roa vitany.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.