Kitra-Mondial 2018: Resy ampanombohana koa ny solontena afrikana faha-4

  • mardi, 19 juin 2018 09:04

Niondrika an'isa 2 noho 1 nanoloana an'i Angletera i Tonizia. Baolina maty tao anatin'ny minitra fanampiny tsy hifaranan'ny lalao no nitondra ny fandresena ho an'ny Anglisy.

Resin'i Suède 1 noho 0 i Corée du Sud.

Tamin'ny isa mazava 3 noho 0 kosa no nandresen'i Belgique an'i Panama, izay ekipa vao sambany niatrika Mondial.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.