Kitra-Mondial 2018: Sahirana ireo ekipa vaventy

  • dimanche, 17 juin 2018 23:07
  • Sary Net

Nandiso ny tombatomban’ny mpahay baolina kitra ny voka-dalao tamin’ity alahady 17 jona 2018 ity, satria sahirana ireo ekipa heverina fa vaventy.

Resin’i Serbia tamin’ny isa 1 noho 0 i Costa Rica. Lavon’i Mexique 1 noho 0 ihany koa i Allemagne. Tamin’ny lalao fahatelo, dia voatazon’i Soisa ady sahala 1 noho 1 ry zareo Breziliana.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.