Kitra-Mondial 2018: Manambony môraly ny mpilalaon’i Nizeria

  • dimanche, 17 juin 2018 17:39
  • Sary Net

Niondrika tamin’ny isa 2 noho 0 nanoloana an’i Croatie i Nizeria tamin’ny lalaony voalohany amin’ny fifanintsanam-bondrona amin’izao fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia izao.

Akipa tanora indrindra i Nizeria raha ny salan-taonan’ny mpilalao (25 taona), ary mihevitra fa mbola manantena vokatra tsara amin’ireo lalao roa anaty vondrona D hatrehiny.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.