Kitra-Mondial 2018: Niondrika an’isa 1 noho 0 nanoloana an’i Danemark i Perou

  • dimanche, 17 juin 2018 17:24
  • Sary Net

Niady ny lalaon’ny roa tonta ao amin’ny vondrona C ireto. Nivoaka mpandresy i Danemark tamin’io lalao voalohany nihaonany tamin’i Perou.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.