Kitra-Mondial 2018: Voatazon’i Islandy ady sahala 1 noho 1 i Arzantina

  • dimanche, 17 juin 2018 17:14
  • Sary Net

Nahavita fahagagana ny ekipan’i Islandy tamin’ny lalao voalohany nandray anjara tamin’ity fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ity. Voatazony ady sahala 1 noho 1 i Arzantina.

Nahazo “penalty” i Arzantina, fa voatohan’ny mpiandry tsatoby ny baolina nodakan’ilay kintan’ny kitra Arzantina Lionel Messi.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.