Kitra-Mondial 2018: Nivoaka sempotra ny Frantsay tamin’ny lalao voalohany

  • dimanche, 17 juin 2018 17:05
  • Sary Net

Nandresy tamin’ny isa 2 noho 1, nanoloana an’i Aostralia, i Frantsa tamin’ny lalao voalohany natrehiny, amin’izao lalao fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra izao. Nivoaka sempotra anefa ry zareo Frantsay vao nahazo io fandresena io.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.