Kitra - Mondial 2018: Noporofoin’i Cristiano Ronaldo ny maha « ballon d’or » azy

  • samedi, 16 juin 2018 10:29
  • Sary Net

Nirava ady sahala 3 noho 3 i Portugal sy Espaina halina. Cristiano Ronaldo avokoa no namono ny baolina telo ho an’i Portugal. Noporofoiny fa ny taonany (33 taona) no mitombo fa ny fahaizany tena mbola ao, anisany nandrombahan’ny klioba ilalaovany ny tompondakan’i Eorôpa in-telo misesy, ary tsy tongatonga ho azy ny maha “ballon d’or” fanindiminy azy.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.