Kitra-Mondial 2018: Ratsy fanombohana ireo ekipa afrikana

  • samedi, 16 juin 2018 10:18
  • Sary net

Resy avokoa tamin’ny lalao voalohany natrehiny tamin’izao fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra, tanterahina any Rosia izao, ireo ekipa roa nilalao omaly zoma 15 jona 2018.

Tao amin’ny vondrona A, dia resy tamin’ny isa 1 noho 0, nanoloana an’i Uruguay i Egypta, tao amin’ny vondrona B dia mbola io isa io ihany koa no nandresen’i Iran an’i Maroc, rehefa nanao hadisoana tamin’ny minitra farany ny vodilaharana, ka namono tena.

(Jereo sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.