PAC (Pôle Anti-Corruption) : Manavao ny fianianany ireo mpitsara Mahajanga

  • mardi, 13 octobre 2020 13:26
  • Sary Njaka

Napetraka teny amin'ny Fitsarana Tampony Anosy ny fandraisana ny fianiananan'ireo tompon'andraikitra ambony anakiroa filohan'ny PAC, mpamoaka didy any Mahajanga, dia i Rakotomavo Patricia Harisoa sy Ranorine.

Manavao ny fianianana izay nataony izy ireo, araka ny voalazan'ny lalàna.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.