Ramena Antsiranana II: Nahazo trondro goavambe ny mpanjono

  • lundi, 29 juin 2020 21:02
  • Sary nindramina

Trondro lehibe amin’ny karazany antsoina hoe : « mérou » no azon’ny mpanjono niandriaka tany amin’ny faridranomasin’i Ramena, Antsiranana II ny alahady 28 jona 2020. Gaga ny olona nahita an’ity hazandranomasina goavambe ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.