Miantsoarivo – Soavinandriana: Nipetraka naka aina dia nitambotsotra maty tampoka ilay rangahy

  • dimanche, 28 juin 2020 18:01
  • Sary: Commune Urbaine Soavinandriana

Teo Ampiadiambato Miantsoarivo no nitranga ity loza ity androany. Lehilahy iray avy any Bongolava any, no nipetrapetraka naka aina kinanjo nitambotsotra tampoka ary tsy niverina intsony ny ainy.

Efa eo ampanaovana fanadihadiana ny tompon'andraikitra ahalalana ny antony nitarika ho amin’izao fahafatesan’ity lehilahy ity izao.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.