Belalanda (RN9): Mpitaingina moto maty tsy tra-drano nifandona tamin’ny Sprinter

  • jeudi, 21 mai 2020 23:00
  • Sary nindramina

Mafy ny fifandonana. Fiara Sprinter mpitatitra olona no nindona tamin’ny moto nanao taingin-droa tao amin’ny Kaominina Belalanda, Toliara II amin’ny lalam-pirenena faha-9 io maraina io. Nivadika ilay fiara, maty tsy tra-drano ireo olona nitaingina moto.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.